Foyer de Paysan à Madagascar

Foyer de Paysan à Madagascar Programme ABRI-Paysan (Programme Appui Basé sur les Renforcements et Incubations des paysans)

tolona voay
12/03/2026

tolona voay

03/03/2026

Amin'ny fahavononana tanteraka no andraisan'ny Tale Jeneraly vaovao, Andriamatoa Isaac de Paul ny fitantanana ny Foyer de Paysan à Madagascar, miaraka amin'ny Tokantrano Tantsaha Malagasy ho fampandrosoana hatrany ny fianakaviana tantsaha eto Madagascar
efa hisy ny hetsika sy programme lehibe ho atao ho an'ny tantsaha.
Ho arovantsika ny firaisankina ara-economique ho an'ny tantsaha Malagasy.

28/02/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Navelly Ariane, Patrick Royal, And'hy Serge Mickael Yuyk, Tojo Nirina, Noëlson Noëlson, Fidy Razafy, Alijaona Andriahenitsoa, Rakotondrina Heriniaina Charlot, Mialy Rvljn, Harentsoa Dairy Malala, Saro Bidy, Fitahiana Bien Venue Rän, Tsi Iaro, Resaka Asa, Noro Ramahalitsoa, Feno Fitiavana

📢🔔 FIFINDRAM-PITANTANANA 🔔📢Ampahafantarinay amin-kitsim-po fa hisy ny fifindram-pitantanana eo anivon’ny 🌱🇲🇬 Tokantrano ...
27/02/2026

📢🔔 FIFINDRAM-PITANTANANA 🔔📢

Ampahafantarinay amin-kitsim-po fa hisy ny fifindram-pitantanana eo anivon’ny 🌱🇲🇬 Tokantrano Tantsaha Malagasy.

Andriamatoa Baritia RAKOTOVAO dia hanolotra amin’ny fomba ofisialy ny andraikitra maha-mpitantana azy ho an’i Andriamatoa Isaac de Paul, izay handray ny fitantanana ny Tokantrano Tantsaha Malagasy manomboka izao.

🙏 Misaotra indrindra an’i Mr Baritia RAKOTOVAO tamin’ny ezaka sy fanoloran-tena nataony nandritra ny fotoana nitantanany.
🌟 Mirary fahombiazana, fahendrena ary hery vaovao ho an’i Mr Isaac de Paul amin’ny andraikitra raisiny.

🤝 Manantena fiaraha-miasa sy fanohanana avy isika rehetra hatrany izahay ho fampandrosoana ny Tokantrano Tantsaha Malagasy. 🌾✨

21/02/2026

Zezika biologique (Lobricompost) misy 100 Tonnes
prix promo : 1200Ar/kg

19/02/2026

👉 Famokarana , zezika 100% .

Efa tena miodina ny famokarana.

☎️ 0341210221

⚠️ Ny aza tratra ihany fa tsy mora ny mahazo izay voa.🏡 Ianao efa nipetraka 30 taona teo amin'ny tany fa tsy nisy naneli...
19/02/2026

⚠️ Ny aza tratra ihany fa tsy mora ny mahazo izay voa.

🏡 Ianao efa nipetraka 30 taona teo amin'ny tany fa tsy nisy nanelingelina,
🌳 vetivety eo misy milaza fa tompon'ny tany ary tonga dia manatsatoka hazo eo izy.

❗ Raha avelanao izy dia toa manaiky ianao,
⛔ raha manala ireo hazo ianao dia mivadika ady heloka dia ianao no mihidy voalohany any am-ponja.
💪 Malalaka izy avy eo maka ny tany raha faible ianao.

🌾 Izany ny système agraire eto.

⚖️ Ny mpitsara efa tsy mahaaro ny didy avoakany intsony.
📑 Ny mpiasan'ny domaines efa tsy mahavita miaro ny titre avoakany intsony.
📚 Ny mpampianatra tsy afaka miaro ny naoty omeny ny mpianany intsony.
🏛️ Ny Administrateur civil tsy mahavita miaro ny décision noraisiny intsony.

❓ Mbola misy lanjany ve ny administration gasy sa hoe tsy rafitra io fa efa populisme ny an'ny RCR ?

😶‍🦯 On verra, hoy ilay jamba.

📌 Anaty Fanovan-drafitra ny fanovàna ny Fananan-tany.

✍️ Laza Razafiarison

"𝐌𝐩𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐲, 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨".
15/02/2026

"𝐌𝐩𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐨𝐦𝐛𝐲, 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨".

⭕‼️𝟭 𝟵𝟬𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗡𝗬, 𝟭 𝟯𝟱𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗥 𝗡𝗢 𝗠𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢  #𝗠𝗣𝗔𝗠𝗕𝗢𝗟𝗬 _𝗩𝗔𝗥𝗬   ny tantsaha mpamboly ao Bongolava manoloana ny...
13/02/2026

⭕‼️𝟭 𝟵𝟬𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗡𝗬, 𝟭 𝟯𝟱𝟬 𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗥 𝗡𝗢 𝗠𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢 #𝗠𝗣𝗔𝗠𝗕𝗢𝗟𝗬 _𝗩𝗔𝗥𝗬
ny tantsaha mpamboly ao Bongolava manoloana ny fidinan’ny vidim-bary, izay isaky ny kilao amin’izao fotoana izao. Raha ny fanazavan’izy ireo, tsy mahaleo ny saram-pamokarana intsony izany izany.
Araka ny kajy navoakan’izy ireo, mahatratra 1 900 000 ariary ny vola lany amin’ny fambolena vary amin'ny hekitara iray. Raha ny vokatra azo anefa 1,5 taonina amin'ny vidiny 1 350 000 ariary monja raha ny fanazavana.

©️Valery Hasinaly

12/02/2026

🌿 FANAMARIHANA : Tafiditra ao anatin’ny taranja FAMOKARANA ihany koa ny HORTICULTURE 🌿

Maro no mihevitra fa ny famokarana dia voafetra amin’ny vary sy voly lehibe fotsiny.
👉 Tsy izany anefa!

📌 Ny Horticulture dia sampana iray ao anatin’ny famokarana izay mifantoka amin’ny:

🥕 Legioma (karaoty, voatabia, anana, tongolo, sns)
🍍 Voankazo (mananasy, manga, papay, sns)
🌸 Zavamaniry haingo sy voninkazo
🌿 Zava-maniry fanafody sy aromatika

🎯 Ny tanjon’ny horticulture dia:
✅ Hampitombo ny kalitao sy ny vokatra
✅ Hanome sakafo ara-pahasalamana
✅ Hampitombo ny vola miditra ho an’ny tantsaha
✅ Hanatsara ny famokarana maharitra sy matihanina

💡 Raha atao tsara sy amin’ny fomba ara-teknika,
ny horticulture dia mety ho loharanom-bola haingana sy maharitra ho an’ny tokantrano tantsaha.

📢 Noho izany, rehefa miresaka famokarana isika dia tafiditra tanteraka ao ny HORTICULTURE!

“…Ny ho avy dia miankina amintsika…” 🌱

🌱 Ny FAMBOLENA no HO AVIN'I MADAGASIKARA!Tsy asa fotsiny intsony izy io… fa business afaka mampiakatra vola sy mampandro...
12/02/2026

🌱 Ny FAMBOLENA no HO AVIN'I MADAGASIKARA!
Tsy asa fotsiny intsony izy io… fa business afaka mampiakatra vola sy mampandroso tokantrano!

🔥 Raha manan-tany ianao dia manan-karena miafina!
🔥 Raha tanora ianao dia ity no fotoana hanombohana!
🔥 Raha te hahaleo tena ianao dia midira amin’ny AGRIPRENARIAT!

📢 Aoka tsy hiandry fanampiana foana…
👉 “…Ny ho avy dia miankina amintsika…”

Andao hiova fomba fisainana:
❌ Fambolena tsy ho an’ny fivelomana fotsiny
✅ Fambolena ho lasa ORINASA mitondra tombony!

🇲🇬 Transformons l’Agriculture familiale en Agriprenariat !

Midira ho mpikamban'ny Tokantrano Tantsaha Malagasy ho firaisankinantsika hanatratra ny tanjona 💪

💬 Soraty eto ambany:
“VONONA AHO!” raha mino fa afaka mampandroso an’i Madagasikara ny tantsaha 💪🌾

🔁 Zarao mba hahatratra tantsaha sy tanora manerana ny Nosy!

Address

Alasora

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:00
Tuesday 08:30 - 16:00
Wednesday 08:30 - 16:00
Thursday 08:30 - 16:00
Friday 08:30 - 16:00

Telephone

+261341210221

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Foyer de Paysan à Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Foyer de Paysan à Madagascar:

Share