Miss Curly Ampasapito

Miss Curly Ampasapito Miss Curly est un salon de coiffure et d'esthétique

❤️❤️Omeo fanomezana tsara kely Maman @ Zao fetin’ny izao ❤️❤️❤️  ✔️ Cire orientale 200 ML ➕✔️ 30 bandes LB ➕✔️ Huile apr...
28/05/2026

❤️❤️Omeo fanomezana tsara kely Maman @ Zao fetin’ny izao ❤️❤️❤️


✔️ Cire orientale 200 ML ➕
✔️ 30 bandes LB ➕
✔️ Huile après épilation ➕
✔️ Gommage avant épilation
💰 Seulement :

Passer commande en Mp ou passer directement chez Miss curly Ampasapito en face BNI

😊😊😊Misokatra ny Salon Rahapitso an! Tongava daoly manao manja kely 🥰🥰🥰
13/05/2026

😊😊😊Misokatra ny Salon Rahapitso an! Tongava daoly manao manja kely 🥰🥰🥰

12/05/2026

❤️❤️❤️Makasitraka sahady anareo maro be Efa nanao commande ! 🥰🥰
Afaka anie oa fasahiranana @ ty ity e !!!!
Na papa na maman dia afaka mampiasa anazy avokoa @ faritra rehetra misy poils 🤪na maillots intégral, na jambe , na barbe, na aisselles sns

✔️ Cire orientale 200 ML ➕
✔️ 30 bandes LB ➕
✔️ Huile après épilation ➕
✔️ Gommage avant épilation
💰 Seulement :

Passer commande en Mp ou passer directement chez Miss curly Ampasapito en face BNI

❤️Hatomboka @ ty PROMOTION du mois ary !!! Betsaka ianareo no te hiala @ capsule Sy colle fa oe mba hanandrana Gel @ Zay...
07/05/2026

❤️Hatomboka @ ty PROMOTION du mois ary !!!
Betsaka ianareo no te hiala @ capsule Sy colle fa oe mba hanandrana Gel @ Zay kanefa tery ilay budget 😜
Dia andao ary fa promo izy io fa Mila maka rendez-vous rehefa ho avy !!!!
Miss curly Ampasampito en face BNI
034 56 672 46

Retour mamy kely 🥰🥰🥰 Ary Enao raovina voa tapakevitra ??? Livraison partout à Madagascar (Eny Tonga any ivelany any saha...
06/05/2026

Retour mamy kely 🥰🥰🥰
Ary Enao raovina voa tapakevitra ???
Livraison partout à Madagascar (Eny Tonga any ivelany any sahady ary ilay kit nay ) !!
Makasitraka foana 🥰🥰😘😘😘

🥰🥰coucou les Miss ! Ho avy Zao   an ⁉️ dia inona ny offre tianareo ataotsika Promo ⁉️⁉️ Alefaso @ commentaires ao fa ten...
05/05/2026

🥰🥰coucou les Miss ! Ho avy Zao
an ⁉️ dia inona ny offre tianareo ataotsika Promo ⁉️⁉️ Alefaso @ commentaires ao fa tena Ataontsika promo mamy kely 👇🏻👇🏻👇🏻👇🏻
🥰🥰🥰🥰

❤️❤️❤️❤️ ilay mahazo retour hotrizao ilay Tena mamy kely ❤️❤️❤️🥰🥰 Makasitraka indrindra tompoko !!! Dia Aza misalasala m...
03/05/2026

❤️❤️❤️❤️ ilay mahazo retour hotrizao ilay Tena mamy kely ❤️❤️❤️🥰🥰 Makasitraka indrindra tompoko !!! Dia Aza misalasala mandefa retour reto fa raisinay hampitiavana be foana a !!! Bisous dia andao hoa ampiasa cire orientale by Miss curly 😜😘😘

01/05/2026

🥰🥰Makasitraka anareo rehetra izay nanao commande mandritrany volana Avril rehetra teo ! Maro Tena Maro na Tana na province ❤️❤️ Makasitraka tompoko dia mino izahay fa hafampo daoly ianareo 😘😘😘😘

😜Challenge accepté Ve sa oe aona ??😂😂 izay olona (1)volohany Tonga aty @ salon Hatraminy asabotsy Zao ka manao ty robe t...
28/04/2026

😜Challenge accepté Ve sa oe aona ??😂😂 izay olona (1)volohany Tonga aty @ salon Hatraminy asabotsy Zao ka manao ty robe tendance ity dia mahazo prestation gratuite ana 😂😂
: (1 ) Tonga volohany , manaiky Alaina sary Sy publiéna ??? Ndao ary , tongava 🤭🤭🥳🥳🤪

25/04/2026

❤️❤️Un changement de couleur ✨
Pour illuminer le visage, rafraîchir le look… et révéler ton éclat 💫
Coloration chez Miss curly Ampasapito
De Marron foncé à une patinage Mèche blonde cendré ❤️❤️❤️

Address

Ampasapito
Alasora

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss Curly Ampasapito posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share