05/10/2025
Salama daholo ô!
Natao ho anao ity : « COACHING INFORMATIF » ity
Momba ny ASA @ Bateau de Croisières any Etats-Unis, Europa, Asia
Na manana expériences na tsia
Mbola mpianatra na koa efa miasa na koa mbola tsy an’asa
Nanao fianarana/formations na manana expériences momba ny Hôtellerie et Restauration, Electricité, Sécurité, Logistique, etc.
Te hahafantatra ve ianao hoe inona avy ?
Ny asa misy, ny karama,
Ny dingana arahina amin’ny fanaovana taratasy
Ny antontam-bola mety ho lany
Ny fiofanana arahina
Ny fanontaniana rehetra tinao apetraka, sns
Natao ity “Coaching Informatif” ity mba hanomezana anao ny valiny rehetra manitikitika anao.
Rendez-vous ary amin’ny Alahady le 12 Octobre 2025 amin’ny 15h 15 (GMT+3), en ligne, homena izay misoratra anarana ny rohy ahafahana manaraka izany. Noho ny ara-teknolojia dia voafetra ho 30 ny isan’ny toerana. Intervenant : Crew member Royal/ Etats-Unis. Misy sarany fandraisana anjara. Contact et infos: mp CPEJ, Cabinet Pôle Emploi et Jeunes , whatsapp: +19077969385/ +2613415417, appel: +261346805407/+261341541792