31/08/2022
🛑🛑 ity ilay nandrasanareo rehetra izay any tamatave 🛑🛑
🇲🇬🇲🇬Grand CASTING 🇲🇬🇲🇬
TANORA ENAO lahy na vavy (16 a 26 ans ) te ho lasa Miss et Mister La plus belle et le plus beau jeune de Tamatave ?
Tongava misoratra anarana amin'ny Asabotsy 03 septembra 2022 izao ao amin'ny CJST ( CRJS ) ao amin'ny 1ère étage amin'ny 9h30 katram'ny 17h
Ary raha te ho lasa :
Mannequin
Modèl(e) photo
Figurante clip
Make up artiste professionnel
Dia mila vevavy 1m60 , ny lehilahy 1m70
Casting 5000ar
Infoline 0326133978
Tongava maro Loka goavana be no ho zaraina hoan'ny mpandresy sy hoan'izay miditra mannequin