MDLS Madagascar Logistics and Sourcing

MDLS Madagascar Logistics and Sourcing MADAGASCAR LOGISTICS & SOURCING "MDLS" vous libère des contraintes logistiques et vous accompagne d

FILAZANA MANJO​Ny Fitaleavana ankapobeny eo anivon’ny orinasa MDLS sy ny mpiara-miasa rehetra dia mampandre amin'ny alah...
11/05/2026

FILAZANA MANJO

​Ny Fitaleavana ankapobeny eo anivon’ny orinasa MDLS sy ny mpiara-miasa rehetra dia mampandre amin'ny alahelo anareo ny fahafatesan’Andriamatoa RAVELOMANANTSOA (Ex SMMC).

​Manoloana izao fahoriana izao, dia mirary fampiononana feno ho an’ny fianakaviany, ny tapaka sy namany, ary ireo mpiara-miasa taminy rehetra tao amin’ny Seranan-tsambon’i Toamasina izahay.

​Mizara alahelo aminareo izahay ary manolotra ny fanohanana feno amin’izao fotoan-tsarotra izao.

​Ny Fitaleavana Ankapobeny
MDLS

🌿🌿🌿🌿🌿
La Direction Générale de la société MDLS et tous ses collaborateurs ont la profonde tristesse de vous informer du décès de Monsieur RAVELOMANANTSOA (Ex SMMC).

En cette douloureuse circonstance, nous adressons nos sincères condoléances à sa famille, à ses proches ainsi qu’à l’ensemble de ses anciens collègues au sein du Port de Toamasina.

Nous partageons leur peine et leur exprimons tout notre soutien en ce moment de deuil.

La Direction Générale
MDLS

MDLS miatrika, miasa mafyIzahay ato amin'ny MDLS dia anisan'ireo miasa ao anatin'ny Port Toamasina! Tena miasa mafy andr...
21/03/2026

MDLS miatrika, miasa mafy

Izahay ato amin'ny MDLS dia anisan'ireo miasa ao anatin'ny Port Toamasina! Tena miasa mafy andro aman'alina ny ekipa 300 mahery, misy Shift 3 (6h-14h; 14h-22h; 22h-6h) ao anatin'ity seranan-tsambo izay nalebiazina eto Toamasina ity ary manaraka ny fenitra iraisam-pirenena.

Ny asa mibatabata, manisaka, mandamina ary mila manaraka fenitra iraisam-pirenena. Raha tsy miasa izahay dia ny fiainana ekonomika eto Madagasikara mihitsy no mihitsoka satria avy amin'ny seranan-tsambo eto Toamasina no miditra sy mivoaka avokoa ny entana eto Madagasikara.

Izahay koa anefa dia tratran'ny fahasimbana goavana noho ny rivo-doza Gezani iny, simba daholo ny birao, ny entana hiasana ary indrindra ny teano hipetrahan'ny mpiara-miasa rehetra tsy an-kanavaka.

Fa miatrika izahay satria ny asa sy ny hatsembohanay no hivelomanay. Miatrika izahay satria mila mampandroso ny Firenena.

Ary tena faly izahay 😊 satria misy mahita, hita ny asanay sy izahay mpiara-miasa izay miasa ho an'ny taninjanaka! Mankasitraka 🙏🙏🙏. Misaotra an'ireo izay mahatoky anay rehetra, miara-miasa, singanina amin'izany ny SPAT sy ny SMMC.

Vonona foana izahay hitondra ny tsara ary hampiakatra avo ny asa Dockers ety amin'ny seranan-tsambo sy izay hilaina anay rehetra ivelany. 💪

de la République pour la Refondation de Madagascar
SPAT - Société du Port à gestion Autonome de Toamasina

Address

Rue Du Commerce
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:30
Tuesday 08:00 - 18:30
Wednesday 08:00 - 18:30
Thursday 08:00 - 18:30
Friday 08:00 - 18:30
Saturday 08:00 - 18:30
Sunday 09:00 - 12:00

Telephone

+261322154052

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MDLS Madagascar Logistics and Sourcing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MDLS Madagascar Logistics and Sourcing:

Shortcuts

Share