09/05/2026
๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐. ๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐ฒ๐ฌ
Misy fotoana mety mihisaka na mianjera ho azy ny entana ao an-trano, maneno ho azy ny varavarana sy varavarankely, vaky ho azy ny entana toy ny vera. Vao miditra ny trano ianao dia reraka be, mavesatra, tao. marary . Ny zazakely mitomany foana isak'alina na dia efa natao daholo izay hevitra rehetra. Miditra ny vola fa mivoaka ary ritra aingana be na misy marary dia mandany vola be mihitsy ? Trano andrian-dolo hoy ny ntaolo ( Maison Lourde).
Rehefa ifindra trano na anadio trano dia misy DINGANA 3 azo arahina ara-pomba . Efa fanaoko ny manoro ity zavatra ity ho an'ireo maka ahy anao fomba ny tokantranony dia zaraiko manaraka ny rafitra tsara mba ho afaka ampiasainao.
1. ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐
Ravina kininim-potsy sy ravina mananasy ary ravintsara no ilaina
Fomba fanaovana azy : dorana ho lasa emboka ao am-patana dia entina manomboka eo aminy varavaram-be dia mitety ny zoron-trano 4 Asorotany, Adimizana, Adijady miafara avaratra atsinanana aminy Alahamady. Ataonao joro hoe " Esoriko andro, esoriko alina izay ratsy mitambesatra ny tokantranoko, alako tsy ho ahy, alako tsy ho an'ny fiaraha-moniko". Sokafana 10 minitra ny trano ialan'ireo fanahy ratsy rehetra
Andro tsara anaovana azy : Alatsinainy, Alarobia maraina mbola tsy miposaka ny masoandro raha zoma.
Fady : tsy azo atao andro talata sy sabotsy ary tsy azo tondrahana rano ny afo fa avela ho faty ho azy eo.
2. ๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐
Zavatra ilaina : 1L rano , 3 sotro vaingantsira, raha misy sira vokatra avy any Toliara na Mahajanga tena mety , 1 sotro vary fotsy.
Fomba fanaovana azy : afangaroy anaty tavoahangy ireo rehetra ireo ahotsakotsana in 7 ary averimberinao ny dua hoe " rano aina, sira mandroaka ny ratsy, vary misarika ny firoboroboana" . Vao mody ny masoandro dia fafazo ilay varavarana fidirana voalohany sy ny varavarankely ary hidio tanteraka ny trano, mitadiava Ravintseva ary ahatony ambaravarana.
Andro tsara anaovana azy : Alakamisy
Fady : tsy azo manondraka rano olona ankoatra ny vady aman-janany izay nanao ny fomba, tsy azo manary sira.
Ny sira fiarovana, fanadiovana, ny vary tandindon'ny firoboroboana, ny rano aina sy toe-po, toe-panahy.
3. ๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐
๐
Zavatra ilaina : labozia 7 fotsy, lovia na leka fotsy 2.
Fomba fampiasana azy : apetrako ambony lovia fotsy ilay labozia ary ajoro eo ampovoany trano, eo ampandrehetana azy ianao dia miantso zanahary sy ny razanao mitaky hazavana,fiarovana ho an'ilay tokantrano mangataka tso-drano ho an'ireo iray trano. Tsy azo vonoina aminy tanana, tsy azo tsofina fa ilay lovia fotsy iray no amonoana sy anaromana azy atao in 7.
Andro tsara anaovana azy : Alakamisy
Fady : tsy azo mampiasa labozia mena, na mainty fa fotsy ihany.
Ny afo dia tandindon'ny fifampitohizana, mampifandray ny tany sy lanitra ary ny tontolo ara-panahy sy ara-batana, ny labozia fotsy dia fanadiovana, ny fietsika 7 miverimberina dia tandindon'ny tsingerin'andro sy ny planeta ary ny fanahy 7.
๐ฉ ๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
FANGATAHANA TSO-DRANO : Alohan'ny anaovana ireo dingana rehetra dia mangataka tso-drano aminy ray aman-dreny aloha, raha tsy misy ray aman-dreny be intsony dia eo anjoro-firarazana no atao tso-drano. Rehefa tsy misy tso-drano tsy misy zava-banona eo.
ATAOVY AMINY FO MADIO : Tsy ny misy dikany ny zavatra atao rehetra tsy atao ampitiavana sy aminy fo madio, tsy atao an-katezerana, tsy atao ankaterena
NY FADY ARA-TOKANTRANO : hadihadio tsara ny fadin-drazanao mifehy ny tokantrano, ny zavatra fady tsy tokony ampidirina antrano, ny zoron-trano na zavatra tsy azo kasiana.
๐๐๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ฬ๐๐๐๐๐๐๐๐?
Raha toa ka efa tapitra nataonao ireo dingana 3 ka mbola misy olana ao an-tranonao, mbola tsapanao mavesatra ny fiainana, sahirana ara-pivelomana dia mila miantso fanampiana aminy specialiste satria : mety misy tsiny, hozona, fady voadika, toerana na fandrin-trano tsy mety, fitodiky ny entana tsy mety, vintana misy mifanipaka. Mila diagnostic matotra be izy eo ka miantso olona.