Tatirano Social Enterprise

Tatirano Social Enterprise We're a social enterprise centered on empowering women via clean water access in Madagascar

Efa afaka anjifanao ny Produits TATIRANO ihany koa ny ao amin'ny D Bike bazarikely ankoatr'ireo Distributeurs sy Revende...
10/04/2026

Efa afaka anjifanao ny Produits TATIRANO ihany koa ny ao amin'ny D Bike bazarikely ankoatr'ireo Distributeurs sy Revendeurs mahazatra anao.
Tongava mamangy ohh!!!
💧
💙

Akory aby tika Ambovombe etoa !!!Fa avy aman-tikagne etoa i Rano TATIRANO igne e!Ko mandigny taliliagne rikiahy fa manda...
31/03/2026

Akory aby tika Ambovombe etoa !!!

Fa avy aman-tikagne etoa i Rano TATIRANO igne e!

Ko mandigny taliliagne rikiahy fa mandalova amin'ny SHOP SOA PLUS ao ty ahitagne azy.
Minogne rano madio, sady afaky ty maràn-drano.

💙

💧

Miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra ny fetin'ny 8 Marsa 🎉Happy women's Day 🎉Bonne fête du 8 mars 🎉  'S_WOMEN💧 . 💧💙 ...
08/03/2026

Miarahaba ny vehivavy rehetra nahatratra ny fetin'ny 8 Marsa 🎉

Happy women's Day 🎉

Bonne fête du 8 mars 🎉

'S_WOMEN💧
.
💧
💙 💙

Miarahaba oh!!! Amin'izao fankalazana ny fetin'ny vehivavy 8 Marsa izao dia maimaim-poana ny misotro Rano madio eto amin...
05/03/2026

Miarahaba oh!!!

Amin'izao fankalazana ny fetin'ny vehivavy 8 Marsa izao dia maimaim-poana ny misotro Rano madio eto aminay!!!

Tongava ary manala hetaheta eto amin'ny kiosque TATIRANO amin'izao Andro mafana izao fa vonona handray anao izahay.

Eto amin'ny lapan'ny tanana no ahitàna anay androany sy rahampitso.
Tongava hiara hisotro ny rano TATIRANO 💧


💙

09/02/2026

Ry mpanjifa hajaina!

Nohon'ny hamaroan'ny mpanjifa dia misedra olana amin'ny resaka bidons ny TATIRANO , efa andalam-pamahana izany olana izany anefa izahay mba hanomezana fahafaham-po antsika mpanjifa tsirairay avy.

Ialana tsiny indrindra amin'ny fikorontanan'ny famatsiana.
Ary mampanantena fa ho voavaha ny olana amin'ity herinandro ity.
Misaotra amin'ny faharetana sy ny fiaraha-miasa.

------------------------------------------------------------------------
Chers clients,

En raison de l’augmentation du nombre de clients, TATIRANO fait actuellement face à une légère difficulté concernant la disponibilité des bidons. Nous travaillons activement à la résolution de cette situation afin d’assurer la satisfaction de chacun de nos clients.

Nous vous prions de bien vouloir nous excuser pour les désagréments occasionnés dans l’approvisionnement.

Nous vous confirmons que la situation sera régularisée au cours de cette semaine.
Nous vous remercions sincèrement pour votre patience et votre confiance 🙏


💧💧

Toute l’équipe de TATIRANO vous souhaite une très bonne année 2026 🎆🎆 💙  💧
01/01/2026

Toute l’équipe de TATIRANO vous souhaite une très bonne année 2026 🎆🎆
💙
💧

Ry mpanjifa hajaina 🙏Mba hahafahanay manohy manome rano fisotro madio sy azo antoka ho an’ny fianakaviana maro, ary hano...
29/12/2025

Ry mpanjifa hajaina 🙏

Mba hahafahanay manohy manome rano fisotro madio sy azo antoka ho an’ny fianakaviana maro, ary hanohana ny fahadiovana sy ny fahasalaman’ny fiaraha-monina, dia mampahafantatra anareo mpanjifa hajaina izahay fa hisy fiakarana ny vidin’ny rano TATIRANO.
➡️ Manomboka amin’ny volana Janoary 2026,
➡️ 1 000 Ar ny litatra, raha 800 Ar izany teo aloha.

🙏 Mankasitraka indrindra ny fiaraha-miasa sy ny fitokisanareo hatrany izahay 🙏
----------------------------------------------------------------------
💧Afin de continuer à fournir une eau potable de qualité à de nombreuses familles et à soutenir l’hygiène ainsi que la santé de notre communauté, Nous vous informons qu' à partir du mois de janvier 2026,
➡️ le prix du litre d’eau TATIRANO sera de 1 000 Ar, au lieu de 800 Ar auparavant.

✨ Derrière chaque litre à 1 000 Ar, il y a la qualité, la sécurité et un impact social réel ✨

🙏 Merci pour votre compréhension 🙏

💙 💙

23/12/2025

Miarahaba oh!!!!

Nohon'ny fankalazana ny fetin'ny Noely dia ampahafantarina isika mpanjifa hajaina fa hikatona vetivety ny shop TATIRANO Ampamakiambato ny 24 sy 25 décembre. Hiverina hisokatra izany amin'ny 26 décembre hoavy izao.
Koa manasa anao hanantona ireo Distributeurs akaiky anao.

Misaotra hatrany amin'ny fiaraha-miasa 🙏
🎄 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🎄
💙
💧

12/12/2025

Miarahaba ohh!!!

Ampahafantarina isika mpanjifa hajaina fa tsy misokatra ny shop TATIRANO Ampamakiambato rahampitso asabotsy 13 décembre, hiverina hisokatra izany ny alatsinainy 15 décembre ho avy izao.

Misaotra antsika manjifa ny rano TATIRANO
hatrany 🙏

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 💙


💧 💧

Ry mpanjifa hajaina 🙏Ampahafantarina isika fa mikatona ny shop TATIRANO rahampitso sabotsy 06 décembre, hiverina hisokat...
05/12/2025

Ry mpanjifa hajaina 🙏

Ampahafantarina isika fa mikatona ny shop TATIRANO rahampitso sabotsy 06 décembre, hiverina hisokatra izany amin'ny alatsinainy 08 décembre.
Misaotra anareo manjifa hatrany ny rano TATIRANO

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ohh !!

💙
💧

03/12/2025

Miarahaba o!!

Miala tsiny amintsika mpanjifa hajaina fa noho ny hamaroan'ny commandes-tsika, dia somary misy fahatarana ny livraison.
Efa miezaka hatrany manao izay haha afa-po antsika, Ary efa eo am-pamahana ny olana izahay tompoko.

Misaotra amin'ny fiaraha-miasa 🙏

💧

Endrika vaovao, vina tsy miova 💪"One water, one Community"💧 Tatirano amin'ny endriny vaovao no ho jifainao manombok'izao...
13/11/2025

Endrika vaovao, vina tsy miova 💪
"One water, one Community"💧
Tatirano amin'ny endriny vaovao no ho jifainao manombok'izao.
💙

Address

Bazarikely
Fort-Dauphin
614

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261345222948

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tatirano Social Enterprise posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tatirano Social Enterprise:

Share