Ranty Agency

Ranty Agency ✨❝ Révélez l'éclat qui est en vous. ❞ ✨
👑L'agence qui sublime vos talents.👑
(1)

Urgent ‼️‼️Tsy voavaly tsirairay ny mp-nareo mangataka hoe iza kay io olona mamy kely sy mahafinaritra be ao amin’ny Ran...
07/06/2026

Urgent ‼️‼️
Tsy voavaly tsirairay ny mp-nareo mangataka hoe iza kay io olona mamy kely sy mahafinaritra be ao amin’ny Ranty Agency io...?🥰 🙈
Aleo alefanay eto mihitsy ilay izy dia mahita daholo ny rehetra
👉 www.facebook.com/profile.php

🗳️ FINALE MISS & MISTER : TOHANO NY MPIFANINANA TIANAO ! 👑✨Efa kely sisa dia ho tonga ny fotoana lehibe ! Fantatrao ve f...
05/06/2026

🗳️ FINALE MISS & MISTER : TOHANO NY MPIFANINANA TIANAO ! 👑✨

Efa kely sisa dia ho tonga ny fotoana lehibe ! Fantatrao ve fa ny tapakila (billet) jifainao dia efa fanohanana sahady ny mpifaninana tianao ? 🎟️💪

🎫 Billet Simple 1 novidinao = Hetsika fifandimbiasam-bato 1 (1 Point de vote) ho azy !

🌟 Billet VIP = 5 Points de vote avy hatrany !

Tombony lehibe ho an'ny mpifaninana tianao izany mba handrombahany ny fandresena ! 🔥

🛍️ ** Jifao dieny izao ary ny billet any amin'ireo mpifaninana mivantana na mandefasa MP direcete amin'ny page.

🌟 Iza no ho Miss & Mister amin'ity "1ère édition" ity?Andao hiara-dia aminay amin'ny 28 Jona 2026 hoavy izao hiaina ny f...
04/06/2026

🌟 Iza no ho Miss & Mister amin'ity "1ère édition" ity?
Andao hiara-dia aminay amin'ny 28 Jona 2026 hoavy izao hiaina ny finale ary hianoka an'ity fotoana mamy dia mamy ity.
📍 SM Alasora – Tandrifin'ny Commissariat
⏰ 10h00

Ny tapakila dia afaka jifaina mivantana any amin'ireo mpifaninana rehetra
✅Simple : 10.000 Ar
✅VIP: 30.000 Ar
Ny fanjifanao tapakila dia efa fanohanana lehibe sahady ho an'izay mpifaninana tohananao

Chaque look, une personnalité🖤
01/06/2026

Chaque look, une personnalité🖤

Mirary fety sambatra ho an’ny reny rehetra🥰Omeo teny mamy be neny androany😍💐Ranty Agency
31/05/2026

Mirary fety sambatra ho an’ny reny rehetra🥰
Omeo teny mamy be neny androany😍💐
Ranty Agency

❗️Ny vady hendry anie hono ka avy amin’Andriamanitra ee!‼️Fa indraindray koa avy ato amin’ny Ranty Agency 🤫😁
27/05/2026

❗️Ny vady hendry anie hono ka avy amin’Andriamanitra ee!
‼️Fa indraindray koa avy ato amin’ny Ranty Agency 🤫😁

Manomana zavatra mahafinaritra ho anareo izahay 🥰Mety ho inona ary?
25/05/2026

Manomana zavatra mahafinaritra ho anareo izahay 🥰
Mety ho inona ary?

⚡️ TOP DÉPART : LES DEMI-FINALES SONT LÀ ! ⚡️Le cercle se referme... ⭕️ Le niveau s’élève ! 📈 La famille   entre dans la...
22/04/2026

⚡️ TOP DÉPART : LES DEMI-FINALES SONT LÀ ! ⚡️
Le cercle se referme... ⭕️ Le niveau s’élève ! 📈 La famille entre dans la phase la plus palpitante de l’aventure. Nos demi-finalistes sont prêtes à tout pour décrocher leur ticket d'or ! 🎫✨

💎 VOTRE MISSION : Devenir le moteur de leur succès ! 💎

Dans cette compétition de haut vol, le talent ne suffit plus... il faut la POPULARITÉ ! 📈 Vos votes numériques comptent énormément dans le calcul des points pour la sélection finale. 🔢✅

POUR LES PROPULSER AU SOMMET : 🔝

✨ CLIQUEZ SUR LE CŒUR ❤️ pour valider votre soutien officiel !
✨ INONDEZ LA SECTION COMMENTAIRES 💬 de flammes et de mots d'encouragement !
✨ PARTAGEZ SANS MODÉRATION ✈️ pour mobiliser toute votre communauté !

👑 Chaque clic, chaque partage, chaque mot est un pas de plus vers la couronne. 👑

⚠️ ATTENTION : Vous avez jusqu’au Vendredi 1er Mai à 21h00 tapantes pour faire la différence ! Passé ce délai, les compteurs seront bloqués. 🕘🚫

Alors, qui mérite sa place parmi l'élite pour la Grande Finale ? 🤔👑
Le verdict est entre vos mains... VOTEZ MAINTENANT ! 🗳️🔥

Énorme merci à Ismaël Fotografia II🙏🥰Suivez la page👇
12/04/2026

Énorme merci à Ismaël Fotografia II🙏🥰
Suivez la page👇

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ranty Agency posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share