26/04/2025
mpianatra mitady asa ve ianao na mpiasa mitady opportunité tsara kokoa ? mety mahasoa anao ity! , , , ,
Aza adino ny mis-abonne na mi-suivre,
🌟 𝗟𝗔 𝗥𝗨𝗘𝗘 𝗩𝗘𝗥𝗦 𝗟𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗧𝗜𝗘𝗥𝗦, 𝗟'𝗔𝗩𝗘𝗡𝗜𝗥 𝗗𝗘 𝗟'𝗘𝗧𝗨𝗗𝗘 - 𝟮è𝗺𝗲 é𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻 🌟
(Version française plus bas)
📌 Torolalana arak'asa lehibe ho fankalazantsika eto Toamasina ny fetin'ny asa.
Eo amban'ny fiahian'ireo olon-dehibe sy ny sehatra manan-danja eto Toamasina, ity hetsika ity dia karakain'ny Stirius Madagascar , CEERE Toamasina sy Me Haino You mba ho fanampiana antsika tanora hanana hevitra amin'ireo karazana asa misy ary koa ny fianarana mifandraika amin'izany.
🔎 𝗜𝘇𝗮 𝗻𝗼 𝗵𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗮𝗼?
Olona efa miasa amin'ny sehatra maro samihafa, ny mpampianatra, ny tompon'andraikitra aminà sekoly maromaro eto amintsika, mpandraharaha, orinasa miara-miasa aminà sekoly any ivelany, ministera tompon'andraikitra isan-tsokajiny, sns.
💡𝗜𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗵𝗶𝘀𝘆 𝗮𝗼?
📑 Fihaonana sy fifanakalozan-kevitra amin'ireo mpandray anjara,
📖 Toerana ho fampirantiana sy fifampiresana amin'izy ireo mivantana,
📊 Torolalana sy fizarana traikefa mahakasika ny sehatra maro samihafa,
🩺 Fizahana fahasalamana maimaim-poana ataon'ireo dokotera eto Toamasina.
🗓 𝗗𝗮𝘁𝘆 : 30 Aprily sy 01 May 2025
📍 𝗧𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 : CJST (ex-CRJS), ampitan'ny CEG Ratsimilaho
🔖 𝗙𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 : MAIMAIM-POANA ho an'ny mpianatra eny amin'ny sekoly sy ny Oniversité eto Toamasina (miaraka amin'ny fanamarinana an'izany); 3 000Ar ho an'ny hafa.
🎯 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘇𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 : pejy ofisialin'ny Stirius Madagascar
TONGAVA MARO!!!
___
🌟 𝗟𝗔 𝗥𝗨𝗘𝗘 𝗩𝗘𝗥𝗦 𝗟𝗘𝗦 𝗠𝗘𝗧𝗜𝗘𝗥𝗦, 𝗟'𝗔𝗩𝗘𝗡𝗜𝗥 𝗗𝗘 𝗟'𝗘𝗧𝗨𝗗𝗘 - 𝟮è𝗺𝗲 é𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻 🌟
📌 Un grand salon d'orientation professionnelle pour célébrer la fête du travail à Toamasina.
Sous le haut Patronage/Parrainage de plusieurs personnes et entités influent à Toamasina, cette événement est organisée par Stirius Madagascar, CEERE Toamasina et Me haino You afin d'aider les jeunes à avoir des idées sur les différents métiers qui existent actuellement, ainsi que les formations/études nécessaires à la réalisation de ces métiers.
🔎 𝗤𝘂𝗶 𝘀𝗲𝗿𝗼𝗻𝘁 𝗽𝗿é𝘀𝗲𝗻𝘁𝘀 𝗹𝗼𝗿𝘀 𝗱𝗲 𝗹'é𝘃é𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 ?
Des professionnels oeuvrant sur différents secteurs d'activités, des enseignants, des responsables au sein de plusieurs instituts prestigieux, entrepreneurs, des ministères en relation avec le métier en question, etc.
💡𝗤𝘂'𝘆 𝗮𝘂𝗿𝗮-𝘁-𝗶𝗹 𝗲𝘅𝗮𝗰𝘁𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁?
📑 Conférences animées par des professionnels,
📖 Stands d'expositions pour les échanges et les discussions,
📊 Orientations et partages d’expérience,
🩺 Des consultations de santé gratuites réalisées par les médecins de Toamasina.
🗓 𝗗𝗮𝘁𝗲 : 30 Avril et 01 Mai 2025
📍 𝗟𝗶𝗲𝘂 : CJST (ex-CRJS), en face du CEG Ratsimilaho
🔖 𝗘𝗻𝘁𝗿é𝗲𝘀 : GRATUITE pour les élèves et étudiants (Sous la présentation d'un justificatif); 3 000Ar pour les autres.
🎯 𝗜𝗻𝗳𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀 𝗲𝘁 𝗽𝗿𝗼𝗴𝗿𝗮𝗺𝗺𝗲𝘀 : page officielle de Stirius Madagascar
VENEZ NOMBREUX!!!
Centre Médical Mahavelona MIEL-Malagasy Indo Educational Link Formation en QHSE Madagascar Fertivo Madagascar Inovatic I-SCM - Supply chain Management Institute DRJS ATSINANANA
̂tedutravail