16/04/2026
🇲🇬 𝐌𝐢𝐭𝐨𝐦𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚 😢😭 satria mahantra, tena sahirana.... 𝐧𝐞𝐟𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐛𝐞.
Ny fasahiranantsika tsy noho ny tsy fananana.
👉 𝐅𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐫𝐞𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚.
Saintsaino tsara:
👉 Tamin’ny 2014, efa fantatra amin’ny 80% fa manana
600 tapitrisa ka hatramin’ny 1,2 miliara barila isika
ao Tsimiroro Avaratra sy Atsimo.
👉 Kanefa araka ny nambaran’ny OMH tamin’ny 2020,
eo amin’ny 10 ka hatramin’ny 12 tapitrisa barila isan-taona
no mbola afarana eto Madagasikara.
🫵𝑨𝒉𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒕𝒔𝒚 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒐𝒎𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚 ?
Tsy hangina izahay.
Tsy hitsahatra hanentana.
➡️Raiso an-tànana tompoko ô i Tsimiroro 🙏🙏🙏
➡️Làlana hivoahan’ny firenena amin’ny fahantrana io.