Formation et Emploi Direct

Formation et Emploi Direct En suivant correctement nos instructions, le travail est assuré pour tous le monde

📢⚠️ URGENT RECRUTEMENT‼️Nous recrutons des " Agents commerciaux digitaux ".Ireto avy ny zavatra takiana:⚠️ Manasa anao h...
17/07/2026

📢⚠️ URGENT RECRUTEMENT‼️

Nous recrutons des " Agents commerciaux digitaux ".

Ireto avy ny zavatra takiana:

⚠️ Manasa anao hamapky tsara ny profile takiana amin’ilay asa ⚠️

-Olona matotra tsara sy mahatoky ary mazoto miasa
-Olona tia challenge sy manenjika objectif
-Mahay misarika sy mandresilahatra mpanjifa amin' ny réseaux sociaux.
-Olona mahay mampiasa Canva
-Vehivavy (20 ans- 28 ans)
-Salaire de base + Commission par objectif
-Prime: non plafonné

Ireto avy ny asa miandry anao:

✅ Mitady/ Mandresilahatra mpanjifa amin' ny réseaux sociaux ( Facebook/messenger,..... ).
✅ Manenjika objectif
✅ Miasa en local ( Antananarivo Centre Ville )

Raha toa Ka vonona ianao ny hanao challenge, dia manasa anao handefa CV amin' ny: [email protected]

Mankasitraka tompoko.

📢⚠️ URGENT RECRUTEMENT‼️Izahay dia mitady Agents commerciaux maromaro hanamafy ny ekipanay.Ireto avy ny zavatra takiana:...
29/05/2026

📢⚠️ URGENT RECRUTEMENT‼️

Izahay dia mitady Agents commerciaux maromaro hanamafy ny ekipanay.

Ireto avy ny zavatra takiana:
⚠️ Manasa anao hamapky tsara ny profile takiana amin’ilay asa ⚠️

-Olona matotra sy mazoto miasa
-Olona tia challenge sy manenjika objectif
-Mahay misarika sy mandresilahatra mpanjifa.
-Olona mahay mampiasa Canva
-Vehivavy (20 ans- 28 ans)
-Salaire de base + Commission par objectif
-Prime: non plafonné

Ireto avy ny asa miandry anao:
✅ Mitady/ Mandresilahatra mpanjifa amin' ny réseaux sociaux ( Facebook/messenger,..... ).
✅ Manenjika objectif
✅ Miasa en local ( Antananarivo )

Raha toa Ka vonona ianao ny hanao challenge, dia manasa anao handefa CV amin' ny: [email protected]

Deadline: Jeudi 4 JUIN 2026
Mankasitraka tompoko.

❌ 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗡𝗧𝗔𝗡𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘𝗧𝗜𝗘𝗡 𝗗'𝗘𝗠𝗕𝗔𝗨𝗖𝗛𝗘 ❓Fantatrao ve fa manome fanontaniana fandrika ho anao ny recru...
28/05/2026

❌ 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗡𝗧𝗔𝗡𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗘𝗡𝗧𝗥𝗘𝗧𝗜𝗘𝗡 𝗗'𝗘𝗠𝗕𝗔𝗨𝗖𝗛𝗘 ❓

Fantatrao ve fa manome fanontaniana fandrika ho anao ny recruteur rehefa mampanao entretien ?

Izany dia hitarafany ny fahaizana sy ny potentialité 𝐚𝐧𝐚𝐨 hoe tena ilay olona tadiaviny ve ianao sa tsia
Ireto misy vitsivitsy tsara ho fantatrao ary tokony hiomananao ny valiny

1️⃣ Que savez-vous de notre entreprise ?
Inona ny fantatrao momban'ny orinasanay ?
📍Izany hoe mila miomana ianao, au moin mahafantatra na zavatra iray momba ilay orinasa

2️⃣ Pourquoi souhaitez-vous travailler avec nous ?
Fa maninona ianao no te hiara-hiasa aminay ?
📍Eto ianao dia mila mampiseho ny motivation anao, hoe fa naninona no nandefa candidature fa tsy hoe sendra nahita offre d'emploi dia nandefa dossier

3️⃣ Qu'attendez-vous de nous ?
Inona ny andrasanao aminay ?

📍Mifandray amin'ilay fanontaniana tetsy ambony ihany,
Asehoy foana ny motivation sy ny valeur anao, afaka miteny koa hoe eo am-pitadiavana équipe dynamique hiarahana miasa ianao.

4️⃣ Pourquoi avez-vous quittez votre ancien poste ?

Inona ny antony nialanao tamin'ny asanao taloha
📍Tandremo fa tsy tokony hiteny ny faiblesse n'ilay orinasa niasanao taloha mihitsy ianao, eny na misy ary izany
Afaka miteny fotsiny hoe te hanao challenge vaovao, te hampitombo expérience

5️⃣ Avez-vous des questions ?
Manana fanontaniana ve ianao ?
📍Eto dia ianao indray no asainy manontany, tandremo ny miteny hoe tsy manana, satria lazainy fa tsy interessée amin'ilay offre ianao, na ilay orinasa

Afaka manontany no momban'ny environnement du travail ianao, na ihany koa hoe ny équipe hiara-hiasa aminao.
Mbola maro fa santionany ihany ireo, tsy misy afa-tsy ny fiomananao mialoha ihany no hahafahanao mihatrika entretien am-pilaminana sy mba ho voaray avy hatrany.

📍Ianao koa ve efa tratran'ny questions pièges tamin'ny niatrika entretien ? Dia inona ny nataonao tamin'zay ?

❗❗Ampahany kely ihany ireo fa hidirantsika lalina ireo mandritran’ny FORMATION izay manomboka ny LUNDI 01 JUIN 2026 hoavy izao

🎁🎁Misy CADEAU SPECIAL ho an'ireo izay tonga misoratra anarana mialoha .🥳🥳

Zarao @ namanao raha mahafinaritra anao ilay hafatra 😊
28/05/2026

Zarao @ namanao raha mahafinaritra anao ilay hafatra 😊

💟Ao anaty sary ny hafatra Tompoko 💟🧭Venez en mp pour plus d'information ✅✅🎁Ny hampiakatra Valeur nao no tanjona 🎁
27/05/2026

💟Ao anaty sary ny hafatra Tompoko 💟

🧭Venez en mp pour plus d'information ✅✅

🎁Ny hampiakatra Valeur nao no tanjona 🎁

Ndao ary eee 😊
27/05/2026

Ndao ary eee 😊

Aza tara ary fa efa Volana Jiona zao annn...Sa mbola hiandry @ Jolay?Eny eee, afaka mangatak'andro isika fa tsy maninona...
26/05/2026

Aza tara ary fa efa Volana Jiona zao annn...

Sa mbola hiandry @ Jolay?

Eny eee, afaka mangatak'andro isika fa tsy maninona fa ny zavatra tsara ho fantatra dia zao :

👉 Mila fiomanana ny zavatra rehetra atao, ka raha mangatak'andro ianao vao manomboka miomana dia mangatak'andro ihany koa ny VALIN-KASASARANA

🚨Ka hanomboka ary ve ianao sa hiandry ary?

🎁Rentrée @ Juin : 1er Juin 2026

26/05/2026
❌TE HISEHATRA AMIN'NY CALL CENTER ANGLOPHONE VE IANAO NEFA MISY SAKANA ? ❌👉VAHA OLANA HO ANAO ITY Isan'ny sehatr'asa tsa...
19/05/2026

❌TE HISEHATRA AMIN'NY CALL CENTER ANGLOPHONE VE IANAO NEFA MISY SAKANA ? ❌
👉VAHA OLANA HO ANAO ITY

Isan'ny sehatr'asa tsara karama ny call center Anglophone raha eto amintsika.

Betsaka anefa no te ihiditra sy te hisehatra fa sakanan'ireto zavatra manaraka ireto :
- tsy ampy bagages,
- tsy ampy sy tsisy expérience
- tsy mahay langue, ...

🛑Raha toa ka tsapanao fa isan'ireo te hiasa nefa tsy ampy bagages ianao dia avia raisinay antanana ny momba Anao fa :

👉 Hianatra isika
👉 Hifanampy isika
👉 Hiasa isika

IANAO MIASA NO TANJONAY TOMPOKO!

Mandefasa ary hafatra miafina avy hatrany ary Tompoko na miantso avy hatrany ny laharana : 0345919448.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 21:00
Tuesday 08:00 - 21:00
Wednesday 08:00 - 21:00
Thursday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00
Saturday 08:00 - 21:00
Sunday 08:00 - 21:00

Telephone

+261345919448

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation et Emploi Direct posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Formation et Emploi Direct:

Shortcuts

Share