Manasa Lamba service pressing

Manasa Lamba service pressing Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manasa Lamba service pressing, amboditsiry, Antananarivo.

Manasa ny Karazana Lamba rehetra

-Blanchisserie - Nettoyage à sec- Pressing

Abonnement mensuel

Misokatra Alatsinainy - Sabotsy
07h 30 - 17H

AMBODITSIRY bâtiment super maki au première étage

038.22.655.22 / 032.39.902.32

📢 FAKANA LAMBA — RÉSERVATION 1 ANDRO MIALOHAMba hahafahanay mandamina tsara ny fakana ny lambanareo, dia tsara indrindra...
25/08/2026

📢 FAKANA LAMBA — RÉSERVATION 1 ANDRO MIALOHA

Mba hahafahanay mandamina tsara ny fakana ny lambanareo, dia tsara indrindra raha manao réservation 1 andro mialoha. 🧺🚚

📞 Miantsoa ny 038 22 655 22 na mandefasa message aminay mialoha mba hahafahanay mandamina ny Fakana izany

✨ MANASA LAMBA SERVICE PRESSING - Ankino amin'ny Matihanina ny Lambanao

VOTRE ÉTABLISSEMENT MÉRITE UN LINGE À LA HAUTEUR. 🏨✨Confiez-nous vos draps, serviettes, nappes et tenues de travail.Nous...
21/08/2026

VOTRE ÉTABLISSEMENT MÉRITE UN LINGE À LA HAUTEUR. 🏨✨

Confiez-nous vos draps, serviettes, nappes et tenues de travail.

Nous nous occupons de tout :

Lavage → Repassage → Pliage → Emballage

📍 AMPANDRANA PRÈS BOA MADAGASCAR

📍 AMBODITSIRY BÂTIMENT SUPER MAKI 1ÈRE ÉTAGE

☎️ 038 22 655 22 / 032 39 902 32

👉 MANASA LAMBA SERVICE PRESSING accompagne les professionnels au quotidien.

20/08/2026

05 AVANTAGES AZONAO Raha miaraka miasa aminay 😊

📍 Ampandrana près de BOA Madagascar

📍 Amboditsiry bâtiment super maki 1ère Étage

☎️038 22 655 22 / 032 39 902 32

03/08/2026

MIRARY herinandro tsara ho antsika rehetra ✨

📍 AMPANDRANA PRÈS BOA MADAGASCAR

📍 AMBODITSIRY BÂTIMENT SUPER MAKI 1ÈRE ÉTAGE

☎️ 038 22 655 22 / 032 39 902 32

ANKINO AMIN'NY MATIHANINA NY LAMBANAO

🧺 Petite question pour vous 😊Vous êtes plutôt quelle équipe ?🔵 TEAM LAVAGE EN MACHINE 🌀➡️ Rapide, pratique et efficaceou...
02/08/2026

🧺 Petite question pour vous 😊

Vous êtes plutôt quelle équipe ?

🔵 TEAM LAVAGE EN MACHINE 🌀
➡️ Rapide, pratique et efficace

ou

🟢 TEAM LAVAGE À LA MAIN ✋
➡️ Plus traditionnel, avec beaucoup d’attention

Dites-nous votre choix en commentaire 👇✨

IANAREO MAHATOKY 🙏 izahay miezaka manome ny tsara hatrany ✨ Mankasitraka anareo izahay niaradia taminay , Aza misalasala...
01/08/2026

IANAREO MAHATOKY 🙏 izahay miezaka manome ny tsara hatrany ✨

Mankasitraka anareo izahay niaradia taminay ,

Aza misalasala intsony fa ankino amin'ny Matihanina ny Lambanao


✨ ABONNEMENT SASA LAMBA MENSUEL  ✨Tsy mila miandry intsony ny andro feno harerahana vao ho sasana ny lambanao… Amin’ny A...
31/07/2026

✨ ABONNEMENT SASA LAMBA MENSUEL ✨

Tsy mila miandry intsony ny andro feno harerahana vao ho sasana ny lambanao…

Amin’ny Abonnement Mensuel, ankino aminay ny fikarakarana ny lambanao isam-bolana 👔

MARO NY TOMBONY HO AZONAO

💰 Budget voafehy isam-bolana

🏷️ Tarifs mora kokoa

🚚 Alaina isan-kerinandro ny lambanao

❌ Tsy misy frais fanampiny

⏰ Mitsitsy fotoana sy hery

👔 Lamba madio sy voakarakara foana

⭐ Serivisy matihanina sy laharam-pahamehana

Na ho an’ny tokantrano na ho an’ny orinasa, manana vahaolana mifanaraka amin’ny filànao izahay.

Ampandrana près de BOA Madagascar
Amboditsiry – Bâtiment Super Maki 1er étage

📞 038 22 655 22 / 032 39 902 32

✨ Ankino amin'ny Matihanina ny Lambanao ✨

✨ Ny akanjo tsara dia mila fikarakarana manokana.Ny Nettoyage à sec dia fomba fanadiovana natao hiarovana ny kalitao sy ...
30/07/2026

✨ Ny akanjo tsara dia mila fikarakarana manokana.

Ny Nettoyage à sec dia fomba fanadiovana natao hiarovana ny kalitao sy ny endriky ny lamba marefo, nefa manala tasy sy loto sarotra.

Ao amin'ny Manasa Lamba Service Pressing, ny akanjonao dia karakarain'ny matihanina mba hiverina:

👔 Madio sy mamerovero

✨ Tsy simba ny fibre sy ny lokony

🧥 Mitazona ny endriny sy ny hakantony
Mety indrindra ho an'ny:

✔️ Costumes
✔️ Robes de cérémonie
✔️ Manteaux
✔️ Vestes
✔️ Akanjo marefo sy sarobidy

💙 Ankino amin'ny Matihanina ny Lambanao.

📍 Ampandrana, près de BOA Madagascar

📍 Amboditsiry, Bâtiment Super Maki, 1er étage

📞 038 22 655 22

📞 032 39 902 32

Aza miandry ho simba ny akanjonao vao mikarakara azy.

Ento aminay anio, dia averinay ho madio sy mendrika hotafiana indray. ✨

Fantatrao ve?Matetika, tsy ny taonany no mahasimba ny lamba, fa ny fomba fanasana sy fikarakarana azy.Izany no antony ma...
29/07/2026

Fantatrao ve?

Matetika, tsy ny taonany no mahasimba ny lamba, fa ny fomba fanasana sy fikarakarana azy.

Izany no antony maha-zava-dehibe ny mifidy matihanina rehefa hanadio lamba sarobidy.

✨ Ato amin'ny Manasa Lamba Service Pressing, mikarakara ny lambanao izahay
amim-pitandremana, mba hiverina madio, voakarakara ary vonona hampiasaina indray.

📍 Ampandrana, près de BOA Madagascar
📍 Amboditsiry, bâtiment Super Maki, 1er étage

📞 038 22 655 22
📞 032 39 902 32

💬 Ary ianao, inona ilay akanjo tsy tianao ho simba mihitsy?

Lazao ao amin'ny commentaires!

Ny azonay Antoka? Hilamina herinandro raha ankininao aminay ny Lambanao ✨ Aza adino fa efa 2 izao ny toerana ahitanareo ...
27/07/2026

Ny azonay Antoka?

Hilamina herinandro raha ankininao aminay ny Lambanao ✨

Aza adino fa efa 2 izao ny toerana ahitanareo anay

📍 AMBODITSIRY - AMPANDRANA

☎️ 038 22 655 22 / 032 39 902 32

Address

Amboditsiry
Antananarivo
101

Telephone

+261382265522

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manasa Lamba service pressing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manasa Lamba service pressing:

Shortcuts

Share