18/05/2026
๐ ๐๐ง๐จ๐ง๐ ๐ง๐จ ๐๐ญ๐๐จ ๐ก๐จ๐ ๐๐๐ฬ๐๐๐๐ ?
๐ Ny ๐ฝ๐ฟ๐ฒฬ๐ฎ๐๐ถ๐, na ๐ณ๐ถ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ, dia fe-potoana tsy maintsy hajaina rehefa misy te hampitsahatra ๐ฐ๐ผ๐ป๐๐ฟ๐ฎ๐ ๐ฑ๐ฒ ๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ถ๐น ๐ฎฬ ๐ฑ๐๐ฟ๐ฒฬ๐ฒ ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฒฬ๐๐ฒ๐ฟ๐บ๐ถ๐ป๐ฒฬ๐ฒ (๐๐๐). Mety ho avy aminโny ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐ izany, raha ๐๐๐ง๐ ๐๐ญ๐๐ก๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ฅ๐๐ง๐ (๐๐ฬ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฌ๐ข๐จ๐ง), na avy aminโny ๐ฆ๐ฉ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐, raha ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ (๐น๐ถ๐ฐ๐ฒ๐ป๐ฐ๐ถ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐).
โญ Tsy natao hanasarotana ny fialana aminโny asa ny prรฉavis, fa natao hanomezana fotoana ny roa tonta hiomanana tsara.
โก๏ธ Ho anโny ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐, io fe-potoana io dia manampy azy hitady asa vaovao sy handamina ny fiainany aorianโny fialana aminโny orinasa. Mandritra ny prรฉavis, ny mpiasa dia manana zo hahazo ๐ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ข๐ฌ๐๐ง-๐ค๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ง๐๐ซ๐จ hitadiavana asa, azo alaina indray mandeha na zaraina ho ora maromaro.
โก๏ธ Ho anโny ๐จ๐ซ๐ข๐ง๐๐ฌ๐, ny prรฉavis kosa dia manampy aminโny fitadiavana olona hisolo toerana, fandaminana ny asa tavela, fanomanana passation, na fanofanana olona vaovao raha ilaina.
โ ๏ธ Zava-dehibe tsara ho fantatra : ireo andro ireo dia ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐๐๐ฅ๐๐ง๐๐๐ข๐ซ๐๐ฌ, izany hoe andro rehetra ao anaty kalandrie, fa tsy jours ouvrables ihany. Ny volana iray dia isaina ho ๐๐ ๐๐ง๐๐ซ๐จ.
Raha tsy hajaina ny prรฉavis, dia mety hisy ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฒ๐บ๐ป๐ถ๐๐ฒฬ ๐ฐ๐ผ๐บ๐ฝ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐๐ฟ๐ถ๐ฐ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐ฝ๐ฟ๐ฒฬ๐ฎ๐๐ถ๐, izany hoe vola aloa ho solonโilay fe-potoana tsy notanterahina, na ny mpiasa na ny mpampiasa no tsy nanaja azy.
โ
Raha fintinina :
๐๐ฒ ๐ฉ๐ซ๐ฬ๐๐ฏ๐ข๐ฌ ๐๐ข๐ ๐๐จ๐ญ๐จ๐๐ง๐ ๐๐ข๐จ๐ฆ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐จ๐ซ๐ข๐ง๐๐ฌ๐. ๐๐๐ง๐๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐ ๐ก๐๐ก๐ข๐ญ๐ ๐๐ฌ๐ ๐ฏ๐๐จ๐ฏ๐๐จ ๐ข๐ณ๐ฒ, ๐๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐จ๐ซ๐ข๐ง๐๐ฌ๐ ๐ก๐๐ก๐ข๐ญ๐ ๐ง๐ ๐ก๐๐ง๐จ๐ฆ๐๐ง๐ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ก๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ ๐ญ๐จ๐๐ซ๐๐ง๐.
Eo aminโny sary fanehoana ny mahakasika ny sokajinโny mpiasa sy ny faharetanโny prรฉavis ary ao aminโny commentaire ny andinindininy mombanโny code du travail malagasy ๐