25/05/2026
🚢 HBL (HOUSE BILL OF LADING) INONA IZANY ? INONA NO ASANY ? IZA NO MAMOAKA AZY ?
Raha manao import/export maritime ianao dia tena zava-dehibe ny mahafantatra ny atao hoe HBL.
📄 Inona moa ny HBL ?
Ny HBL na “House Bill of Lading” dia document de transport maritime avoakan’ny transitaire na freight forwarder.
Izy io no manaporofo fa :
✅ Noraisin’ilay transitaire ny marchandise
✅ Hisy ny transport international
✅ Misy contrat de transport entre expéditeur sy transitaire
Amin’ny teny tsotra :
Ny HBL dia toy ny “reçu officiel” sy document fanaraha-maso ny marchandise amin’ny transport maritime. 🚢📦
🔎 Inona no asan’ny HBL ?
Ny HBL dia ampiasaina mba :
✔️ Hanarahana ny marchandise
✔️ Hanondroana ny expéditeur sy destinataire
✔️ Hanamarinana ny détails colis sy conteneur
✔️ Hanampiana amin’ny dédouanement
✔️ Hanomezana preuve de transport
📌 Inona no hita ao amin’ny HBL ?
• Nom expéditeur
• Nom destinataire
• Port de départ sy arrivée
• Description marchandise
• Nombre de colis
• Poids
• Numéro conteneur
• Conditions de transport
🏢 Iza no mamoaka ny HBL ?
Ny HBL dia matetika avoakan’ny :
🚛 Transitaires / Freight Forwarders
Ohatra :
DHL Global Forwarding, CMA CGM Logistics, Bolloré Logistics, sns…
⚠️ Zava-dehibe ho fantatra :
➡️ Ny HBL dia tsy mitovy amin’ny MBL (Master Bill of Lading).
• HBL = avoakan’ny transitaire
• MBL = avoakan’ny compagnie maritime
🤝 AEA dia manampy anao amin’ny suivi documentaire, transport international ary accompagnement export/import mba hisorohana ny olana amin’ny documents sy dédouanement.
Contact :
WhatsApp: 038 31 282 23