09/04/2026
Miarahaba tompoko
Orinasa iray eto Tana
mitady agent de sécurité 20 isa hanatevin-daharana hanao asa fiambenana mandritran'ny 3 (telo andro) eny Ivandry ny toerana hiasana
antsoy avy hatrany ity laharana ity 0342950922
NB : tsy mamaly commentaire fa avy dia miantso tompoko