Kristiana Mifamelona

Kristiana Mifamelona Tolotr'asa sy tolotra mpiasa, fananganana tetik'asa mba hisin'ny fananan'asa

26/03/2026
16/12/2025

Efa dispo ndray ity a!

Mety tsara hoanao ity fiofanana PHOTOHRAPHE & VIDEAST professionel ity. Omena anao avoko tsakefa rehetra mahakasika anza...
10/02/2025

Mety tsara hoanao ity fiofanana PHOTOHRAPHE & VIDEAST professionel ity. Omena anao avoko tsakefa rehetra mahakasika anzay.
-Vita formation ianao efa mahay an ireto.
---> CLIP
---> Evénement Mariage , Anniversaire, ...
---->Documentaire
----> Spot publicité.
Mora dia mora ny fandraisana anjara.
Koa tongava misoratra anarana am bureau KM

Fiadanana e!Tombony hoantsika Kristiana ity formation ity. Tsara mahay zavatra ary tsara ihany koa manana vadinasa. Form...
10/02/2025

Fiadanana e!
Tombony hoantsika Kristiana ity formation ity.
Tsara mahay zavatra ary tsara ihany koa manana vadinasa.
Formation Art Malagasy/ Formation Fiompiana akoho.
Tongava misoratra anarana ao am KM raha mahaliana anao.

15/11/2024

Fiadanana eee!
Mitohy hatrany fandraisana ireo mpikambana vaovao.
Efa mandraso hatrany ihany ko asa izay atolotra ny tsirairay.
Tao ahorianany fifidianana département dia efa manomboka ny Spot Publicité hoany département Commerce et marketing.
Manasa anao mpikambana KM sahady izahay ho tonga ny Zoma 22 Novembre fa maro tolotr'asa izay miandry antsika.
Tahiny Tompo!
.

09/09/2024

Psaumes 53:1-2
L'insensé dit en son coeur: Il n'y a point de Dieu! Ils se sont corrompus, ils ont commis des iniquités abominables; Il n'en est aucun qui fasse le bien.
Dieu, du haut des cieux, regarde les fils de l'homme, Pour voir s'il y a quelqu'un qui soit intelligent, Qui cherche Dieu.

MERC-BENZ 309-D-5 CYL-RAMPE-Moteur vao natao, Couleur Ext, Capitonnage moyenZone URBAINTonga dia miasa , papier complet
21/06/2024

MERC-BENZ 309-D-5 CYL-RAMPE-
Moteur vao natao, Couleur Ext, Capitonnage moyen
Zone URBAIN
Tonga dia miasa , papier complet

Address

Andrefan'ambohijanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:30
Tuesday 09:00 - 16:30
Wednesday 09:15 - 16:30
Thursday 09:00 - 16:30

Telephone

+261339133587

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kristiana Mifamelona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share