06/11/2025
Salama daholo indray👋
Misy ireto teboka 2 ireto mba tinay ho resahina
👉Misy Ilay fiaraha-miasanay amin'ity, (WhatsApp 0340390297 )Université Parul Inde ity, ka ho an'ireo taranja voalaza eo ambany dia misokatra ho an'ny taom-pianarana 2026-2027 ( manomboka @ janvier 2026) izy ireo , marihana fa nametrahana andraikitra fotsiny izahay ary mpanoro lalana ( fa tsy agence ),ka ny solontenan'izy ireo mivantana no mandray anareo raha liana sy manampikasana ianareo🙏 Tsara ny manamarika fa efa maherin'ny 100 ireo tanora malagasy mandrato fianarana any, ary maherin'ny 4000 isa kosa ireo vahiny avy amin'ny 75 firenena samy hafa
👉Maro ianareo no manontany mikasika ny asa eny amin'ny bateau de croisière izay sahaninay sy hananay fahazoan-dalana ka efa nahalasanana olona maherin'ny 800 isa , an-dalana amin'ny fanatsarana ny fomba hatao mba ahazoana " recruteurs" amin'ny compagnie maro samy hafa izahay, koa mangataka ny faharetana avy aminareo fa tsy mora ny fanatanterahana fifampiraharahana amin'ny sehatr'asa iraisam-pirenena .
❗Mandrampiandry an'izany dia misarika ny saintsika mba hamolaka tsara ny teny vahiny farafaharatsiny " anglais" , ary koa ilaina ny fanananao traik'efa amin'ny asan-tsambo bateau de croisière
❗Ialana tsiny amin'ny tsy famaliana mp( rehefa misy invitation réunion à titre d'information eto dia tongava mihaino eny amin'ny siege eny isika no miresaka),sy ny tsy fametrahana ny commentaires noho ny fandotoana tsy voafehy ataon'ireo kaonty fako🙏
❗Mikasika ity Université Parul Inde ity kosa dia mamaly anao ara-dalana ny WhatsApp 0340390297