04/07/2026
💢Raha bus no ho raisinao dia , Alaina eo amin'ny CNAPS ampefiloha , ligne F Talata Malaho, ka tsy miala raha tsy tonga any Amboroy , eo 'i Dr Liva , vavahady manga bé misy soratra hoe AZURE HORIZON CRUISE MADAGASCAR INTERNATIONAL MANNING
Raha tsy mankeo @ io vavahady io Izy fa mijanona eo @ FKT Antalata dia anontanio olona ny tranon'i Dr Liva
đź’˘Raha fiara na moto kosa dia miditra any@ forello Tanjombato , gendarme soavina , FKT Malaho , FKT Talata , CEG Talata , Ă gauche hatrany mandrampahita ny tranon'i Dr Liva
Dia mirary anao ho tonga soa🙏