Art Soa

Art Soa Vente des produits de confiseries

❌Manome prix de gros izahay ho anareo izay Mbola hivarotra na maka +10❌🍬Pate de banane 🍌🍬Pate de jujube (voatsinefy)🍬Bou...
07/10/2025

❌Manome prix de gros izahay ho anareo izay Mbola hivarotra na maka +10❌
🍬Pate de banane 🍌
🍬Pate de jujube (voatsinefy)
🍬Boule de tamarin (sans noyaux) : Nature/Gingembre/Pimenté🥵🤤
❌Sans conservateur 100% Bio❌
Poids net : 150g
🇲🇬 🇲🇬
📦Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra rehetra ihany koa🚚

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy amin'izao sabotsy izao izahay ato amin'ny Art Soa 🥰Ela ela tsy hita satria nanomana vokat...
26/04/2025

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy amin'izao sabotsy izao izahay ato amin'ny Art Soa 🥰
Ela ela tsy hita satria nanomana vokatra vaovao hanomezana fahafaham-po ho anareo 🙂‍↕️
Fotoanan'ny goavy izao ka dia araraotina hatrany ny famokarana azy ity ❤️
Mazotoa manjifa ara oooh 🫶🏾


13/02/2025

Miarahaba e 👋🏾😊
Izahay eto amin'ny pejy Art Soa dia mivarotra confiseries maro karazany 🥰
Ireto avy :
- pâte de banane
- pâte de jujube (voatsinefy)
- bonbon tamarin nature
- bonbon tamarin au gingembre
- bonbon tamarin pimenté

Manao vente en détails sy en gros izahay, ary livraison na eto Antananarivo na any amin'ny faritra.

Raha liana ianao dia mandefasa hafatra miafina amin'ny pejy na koa mandefa Whatsapp amin'ito laharana manaraka ito +261 34 69 027 41 📞

❤️❤️❤️

Manome prix de gros izahay ho anareo izay Mbola hivarotra na maka +10🍬Pate de banane 🍌🍬Pate de jujube (voatsinefy)🍬Boule...
10/11/2024

Manome prix de gros izahay ho anareo izay Mbola hivarotra na maka +10
🍬Pate de banane 🍌
🍬Pate de jujube (voatsinefy)
🍬Boule de tamarin (sans noyaux) : Nature/Gingembre/Pimenté🥵🤤
❌Sans conservateur 100% Bio❌
Poids net: 100g
🇲🇬 🇲🇬
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra rehetra ihany koa

16/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! José Randriaharimalala, Hanitrarivo Dorette Rakotomanana, Mija Rakotosamimanana, Toky Razafimahaimody

❌ Livraison 150 pièces mifangaro omaly 08/04/2024 ❌➡️ Aterinay maimaimpoana miaraka amin'ny FACTURE 📝 mihitsy anie 😊➡️Pa...
09/04/2024

❌ Livraison 150 pièces mifangaro omaly 08/04/2024 ❌
➡️ Aterinay maimaimpoana miaraka amin'ny FACTURE 📝 mihitsy anie 😊
➡️Pate de banane 🍌
➡️Pate de jujube (Voatsinefy) ❤️
➡️Bonbon tamarin: Nature /Gingembre/ Pimenté

Maka +10 pièces anie dia efa mahazo prix de gros ato aminay eehh🥺🥰Sady afaka afangaro arak'izay tianao😍✅Pate de banane 😍...
19/03/2024

Maka +10 pièces anie dia efa mahazo prix de gros ato aminay eehh🥺🥰
Sady afaka afangaro arak'izay tianao😍
✅Pate de banane 😍
✅Boule de tamarin nature 🤤
✅Boule de tamarin pimenté 🥵
👉Poids net : 100g
Sans noyau👌👌
❌Sans conservateur❌
❌Sans colorant❌
🇲🇬🇲🇬

❌❌Mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay❌❌Efa tonga any Tsiroanomandidy ny vokatra ato aminay🚛🚛
28/02/2024

❌❌Mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay❌❌
Efa tonga any Tsiroanomandidy ny vokatra ato aminay🚛🚛

❌❌Aza adino fa manao livraison izahay❌❌Izay commande voaray  alohan'ny 12h mbola afaka aterina tsara ny andron'ny nanaov...
28/02/2024

❌❌Aza adino fa manao livraison izahay❌❌
Izay commande voaray alohan'ny 12h mbola afaka aterina tsara ny andron'ny nanaovana commande ihany😉😊
jujube 😱🤗
Poids net : 100g

Mankasitraka anareo manjifa foana🥺🥰Pate de banane sy pate de jujube (Voatsinefy) Poids net : 100gManana an'ilay format k...
27/02/2024

Mankasitraka anareo manjifa foana🥺🥰
Pate de banane sy pate de jujube (Voatsinefy)
Poids net : 100g
Manana an'ilay format kely foana isika ho anareo épicerie♥️

❌❌ Livraison  175 pièces mifangaro❌❌Mankasitraka anareo mpanjifa hatrany🙏🙂 Misaotra ny amin'ny fiaraha-miasa 🤗Pate de ba...
21/02/2024

❌❌ Livraison 175 pièces mifangaro❌❌
Mankasitraka anareo mpanjifa hatrany🙏🙂
Misaotra ny amin'ny fiaraha-miasa 🤗
Pate de banane sy pate de jujube (Voatsinefy) ary bonbon Tamarin nature/gingembre/pimenté😱

Address

Andavamamba
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261346916307

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share