28/11/2025
📣RECRUTEMENT TECHNICIENS ATELIER MELAMINE📣
🎯 Andraikitra ankapobeny :
- Mamokatra ireo fanaka mifandraika amin’ny angatahan’ny mpanjifa
- Manatanteraka ny asa famokarana anatin’ny fe-potoana voafetra
✅Fepetra takiana :
- Efa manana traikefa sy fahaiza-manao amin’ny famokarana fanaka
- Mahay mampiasa ny fitaovana ilaina rehetra anatina atelier
💬Mahaliana anao izany?
Antsoy ny laharana 034 01 599 65