ITADAKIMASU

ITADAKIMASU Blog personnel,vente et commande des produits locaux

Miarahaba antsika rehetra tratrin'ny taona vaovao izahay eto amn page..toana hitondra fahasoavana sy fanambinana antsika...
05/01/2026

Miarahaba antsika rehetra tratrin'ny taona vaovao izahay eto amn page..toana hitondra fahasoavana sy fanambinana antsika anie ity taona ity♥️♥️♥️

Fa na dia izany ary dia ny soupe aza adino fa mbola anaty andro manorana sad managatsitsika iany isika 😅

Soupe ramen mixte
Soupe ramen poulet
Soupe ramen crevettes
Soupe ramen tonkatsu

📌Ny commande dia 3h avant livraison foana.📌

Livraison à partir de 11h jusqu'à 20h
👉📱 038.51.799.29

Bonjour Monsieur/Madame,  Veuillez nous excuser sincèrement pour cette réponse tardive ou pour avoir répondu discrètemen...
08/10/2025

Bonjour Monsieur/Madame,
Veuillez nous excuser sincèrement pour cette réponse tardive ou pour avoir répondu discrètement. L’équipe *ITADAKIMASU* n’est pas encore ouverte, ni en salle (restaurant), ni pour la livraison à domicile pour le moment.
Nous publierons une annonce dès que nous serons ouverts ou que la livraison sera disponible.
Nous vous remercions infiniment

Salama tompoko,
Miala tsiny indrindra amin'ny fahataran'ny valiny na raha tsy mivantana ny hafatra. Ny ekipan'ny ITADAKIMASU dia mbola tsy misokatra amin'izao fotoana izao, na ho an'ny fisakafoanana eny an-toerana, na ho an'ny livraison an-trano.
Hampahafantatra amin'ny alalan'ny publication izahay raha vantany vao hisokatra na hanomboka hanao livraison.
Mankasitraka indrindra tompoko!

*Chers clients et amis d’ITADAKIMASU,*Notre restaurant prend une *pause pour une durée indéterminée*.Notre cheffe cuisin...
10/06/2025

*Chers clients et amis d’ITADAKIMASU,*

Notre restaurant prend une *pause pour une durée indéterminée*.

Notre cheffe cuisinière s’est lancée dans une aventure culinaire encore plus passionnante, avec un seul objectif : *perfectionner son art et découvrir les plus belles saveurs de la gastronomie japonaise*.

Nous vous remercions de tout cœur pour votre fidélité et votre soutien. Ce n’est qu’un *au revoir*, car nous reviendrons encore plus inspirés, avec des plats uniques et une expérience encore plus riche.

*À bientôt, et surtout… Itadakimasu ! 🍣✨*

— L’équipe ITADAKIMASU

Azadino ny mi-commande sakafo hoan'ny fety an😉 alefaso ao am "mp" na miantso 0345914502😊
30/12/2024

Azadino ny mi-commande sakafo hoan'ny fety an😉 alefaso ao am "mp" na miantso 0345914502😊



N'oubliez pas vos sushi pour la fête 😊Commandez dès maintenant 🥡🍣    roll
27/12/2024

N'oubliez pas vos sushi pour la fête 😊
Commandez dès maintenant 🥡🍣


roll

Prise de commande possible pour la fête de fin d'année 🍣🍣🥳Commander dès maintenant 😊
27/12/2024

Prise de commande possible pour la fête de fin d'année 🍣🍣🥳
Commander dès maintenant 😊


Que diriez-vous vous d'un box de sushi pour les fêtes ?😊😊 Commander nos sushi sur mp ou au 0345914502🍣🥡Ps : les livraiso...
23/12/2024

Que diriez-vous vous d'un box de sushi pour les fêtes ?😊😊 Commander nos sushi sur mp ou au 0345914502🍣🥡
Ps : les livraisons seront disponibles à partir de demain 😄

Ramen Ramen Ramen ooooooo!Aza adino fa mbola mitoy foana ny livraison ITADAKIMASU na dia tsy mbola misy local ary izahay...
29/07/2024

Ramen Ramen Ramen ooooooo!
Aza adino fa mbola mitoy foana ny livraison ITADAKIMASU na dia tsy mbola misy local ary izahay an!!
Ramen Naruto
Ramen Mixte
Ramen crevette
Ramen Porc
Ramen Poulet
&
Yakisoba Mixte
Yakisoba crevette
Yakisoba Porc
Yakisoba Poulet
Aza adino ihany koa an, fa ny Sushi anay tena tsy mbola nandiso fanantenana izany!!
Miam miam miam ...
Na WhatsApp na Appel na message privée ato amin'ny page dia mandeha tsara daholo

Salama aby e❤️Mbola bediabe ianareo no manontany oe misokatra ve izahay,misy koa ireo efa tonga any mihitsy na miantso a...
14/07/2024

Salama aby e❤️

Mbola bediabe ianareo no manontany oe misokatra ve izahay,misy koa ireo efa tonga any mihitsy na miantso anay hoe efa andalana izahay fa aiza ho aiza ilay misy anareo😓

Tsy misokatra intsony tompoko ny local anay eny Andavamamba fa livraison ihany no hataonay hatreto mandra-pisokatra anay eny amin’ny ville🔥

Zay fa dia bisous sy bonne nuit daholo🥰

Hey Guys❤️Izao andro izao ilay tsy mampy te iala eo ampandriana fa mampy te hicommande ramen ao @ ITADAKIMASU no sady mi...
06/07/2024

Hey Guys❤️

Izao andro izao ilay tsy mampy te iala eo ampandriana fa mampy te hicommande ramen ao @ ITADAKIMASU no sady mijery film na drama😍🍜
Ny andro mangatsiaka fa andao faranana mafana ity herinandro ity🔥

Mbola mandray commande hatrany izahay ka aza tara ary an😉

Manakory daholo isika rehetra❣️Vita indray iny ny fety ka nanao ahoana ny anareo tany!?😊Mankasitraka anareo rehetra izay...
27/06/2024

Manakory daholo isika rehetra❣️

Vita indray iny ny fety ka nanao ahoana ny anareo tany!?😊
Mankasitraka anareo rehetra izay nandalo teo nisy anay nandritra izay 3 andro izay🥰

Fa ho anareo izay makafoka s'y mitady ranondranony mamay kosa Dia mbola mitohy ny livraison anay androany😉

🍥Oyé oyé 🍥Faradoboka be ny andro androany ao ❤️‍🔥Araraoty araraoty fa 1️⃣0️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ar dia efa mihinana Ramen😋Koa inona...
26/06/2024

🍥Oyé oyé 🍥

Faradoboka be ny andro androany ao ❤️‍🔥
Araraoty araraoty fa 1️⃣0️⃣0️⃣0️⃣0️⃣ar dia efa mihinana Ramen😋
Koa inona indray no andrasana🍜

Eo 75 isika no mihaona aloan'ny hotel de france🥰

Address

Andavamamba Ambilanibe
Ambohibao
TANA101

Opening Hours

Tuesday 11:00 - 20:00
Wednesday 11:00 - 20:00
Thursday 11:00 - 20:00
Friday 11:00 - 20:00
Saturday 11:00 - 20:00

Telephone

+261345914502

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ITADAKIMASU posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ITADAKIMASU:

Share