15/12/2025
coucou🌸
🦋Misy tsara ho fantatra aloha ireto de ampitaiko aminareo
‼️1-Maninona no natao we « Job2Mada » ilay anaran page fa tsy nasiana resaka hoe; bpo,na freelance,na fifanampina @ asa en ligne sy ny travail à domicile sns…
➡️Satria tsy olona rehetra no afaka iasa en ligne🥲.
Fanontaniana mipetraka amiko foana ny hoe:
-tonga de le nataondri mihitsy tantaraina hoe aona no nazahoana client (projet) t@ voalohany?
-aona no natao ra mba te amorona asa nefa tsisy fond?
-aona no atao fa tsy mety mahangona mihitsy nefa mba te anao économie?
-aona no atao ra te ahavita trano?
✅Noho izany de ho zaraiko ato izay expérience niainainako rehetra sy niainanareo ko de zaraiko ato ra misy tsara sitrapo satria matoa mitady asa de miafara @ faniriana anangana zavatra foana (trano,tany,fiara sns)
♣️Tsy hoe akory za no iza na hoe tsy apafiriny akory ka iseo milay eto fa fanontaniana avy any daholo ireo hoe mba zarao de mizara aho
‼️2) Misy hifandraisany Ve ny Job2Mada - Plateforme d'emploi Madagascar page Facebook sy https://www.job2mada.com site web?
➡️ a) Ieny,satria t@ site web local no nahitako client voalohany t@ 11 taona lasa saingy tsy ao intsony io site io dia nanana faniriana aho anokatra vaovao saingy iezaka ho atsaraina kokoa. ( Mbola ho ataoko video manokana mihitsy ity fa misy fanazavana lavabe😍),
b) Expérience hitako de rehefa misy société hitady mpiasa any @ firenena iray (ohatra hoe Madagascar) de matetika any site web na plateforme misy ao M/car no tonga de mandefa annonce fa tsy any upwork sns. Antony lehibe nandrisika ahy namorona ny site web io (tiako asiana ezaka be mba ho itan’ireo investisseur sy porteur de projet hoe matotra isika Malagasy ary azo antoka ny miara miasa ). Any @ video ny tohiny🥰
c) Tsy midika akory izany hoe tsy hizara site sy plateforme hafa fitadiavana asa eto aho fa tena hozaraiko daholo na ny eto antoerana na ny international satria tsy moramora ny mitady asa de atao daholo izay fomba mety💪.
d) Tsy voatery ASA en ligne iany anefa no azo alefa ao @ io site web io fa ny asa rehetra eto M/car (ilay Efa nazavaiko ery @ question 1). Tsy ny étranger irery iany ko fa ny Malagasy rehetra afaka mandefa offre d’emploi ao(gratuit) saingy ❌ny mampiavaka azy dia tena ezahana tsy hisy mpisoloky tafiditra satria bdb isika angamba no efa victime t@ io resaka arnaque io😭 (Any @ video foana azavaiko bebe kokoa).