Sekolin'ny King

  • Home
  • Sekolin'ny King

Sekolin'ny King Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sekolin'ny King, .
(1)

Sekolin’ny King — Centre de formation en sciences humaines et sociales
Offre pédagogique :
• Programme Ascenseur
• Programme Focus
• Boosteur d’Intelligence
Découvrez également le livre de Dadafara Zilibera
Votre partenaire vers l’excellence.

18/11/2025

𝐌𝐩𝐢𝐯𝐚𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐜𝐞𝐛𝐨𝐨𝐤 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨?

Te ampitombo ny vola miditra?

Tsy concurrence no mahatonga ny tsenanao tsy mandeha loatra raha mitaha amin'ny concurrent anao.

Tsy ilay entana amidy loatra, eo ihany iny...

Ny tena olana? Ny olanao dia 𝘀𝘁𝗿𝗮𝘁𝗲𝗴𝗶𝗲...

Amin'izao 2025 izao dia efa mirona kokoa any amin'ny marketing video kokoa ny mampety afera.

Jereo hatramin'ny farany ange ity video ity e!

Dia raha isan'ireo sahy ianao dia midira mp eto amin'ny pejy.

Izahay ekipan'ny Sekolin'ny King dia faly miarahaba antsika malagasy rehetra tratry ny fetin'ny fahaleovantena. 🇲🇬🇲🇬Mira...
25/06/2025

Izahay ekipan'ny Sekolin'ny King dia faly miarahaba antsika malagasy rehetra tratry ny fetin'ny fahaleovantena. 🇲🇬🇲🇬
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ❤️✨

Nous, l’équipe de Sekolin’ny King, sommes heureux de souhaiter à tout le peuple malgache une joyeuse fête de l’indépendance. 🇲🇬🇲🇬
Nous vous souhaitons à toutes et à tous une célébration pleine de bonheur ❤️✨

> 🎉 Bonne fête à tous les papas !À vous, les pères, piliers silencieux, lumières de courage et d’espoir dans nos vies.En...
15/06/2025

> 🎉 Bonne fête à tous les papas !

À vous, les pères, piliers silencieux, lumières de courage et d’espoir dans nos vies.
En ce jour spécial, l’équipe de Sekolin’ny King vous adresse ses vœux les plus chaleureux :
💛 Que la force, la santé et la sagesse vous accompagnent dans chaque pas de votre mission.

Un mot spécial pour le père de notre Sekolin'ny King, notre fondateur qui est présent depuis le début, et toujours là pour guider, bâtir et rêver avec nous.
"Merci d’être ce repère, ce leader, ce cœur qui élève Sekolin’ny King jour après jour.💛

🌟 Bonne fête des pères à tous ceux qui inspirent, soutiennent et aiment en silence.

---------------------------------*----------*-------------------------
Arahaba tratry ny Fetin’ny Ray ho an’ny Ray rehetra !

Ianareo Dada, ilay andry mangina, ilay jiro sy herim-po manome fanantenana amin’ny fiainana.
Amin’izao andro manokana izao dia manolotra firariantsoa avy amin’ny fo izahay ekipan'ny Sekolin’ny King :
💛 Ho tanjaka, fahasalamana ary fahendrena anie no hanaraka anareo hatrany amin'ny fanatanterahana ny andraikitra masina maha-Ray anareo.

Tsy adinoinay ny manokana teny fisaorana sy fankasitrahana ho an’ilay Rain’ny Sekolin’ny King, Izy Ilay teo hatrany hatrany, nitondra sy nanangana, mbola mitarika sy manampy amin’ny fanandratana an’i Sekolin’ny King isan’andro.
"Misaotra anao satria ianao no andry, mpitarika, sy fo manandratra an’i Sekolin’ny King Misaotra sy mirary soa hatrany "💛

Tsy hoe simba aho, fa Rêveur dominant fotsiny..."Tamin’ny herinandro lasa, nisy vehivavy nanatrika ny Atelier Découverte...
11/06/2025

Tsy hoe simba aho, fa Rêveur dominant fotsiny..."
Tamin’ny herinandro lasa, nisy vehivavy nanatrika ny Atelier Découverte de soi nataonay.
Tantely no anarany, 27 taona.

Hoy izy tamim-pahatsorana :
> “Rehefa misy fivoriana be olona, dia tonga dia reraka aho.
Tsy mahay miteny be, tsy mahay miteny haingana, dia mitady hody haingana.
Mieritreritra aho hoe : mety somary tsy normal ve aho? Sa antisocial?”

Fa rehefa avy nanao test de personnalité, dia tonga dia mazava ny zava-drehetra.
🔍 Tantely dia RÊVEUR dominant.

Izany hoe :
- Tena mahafinaritra azy ny mitokana irery
-Mieritreritra lalina, mandinika be
-Tsy mahazo aina amin’ny toerana be olona

Tsy hoe misy olana aminy, fa toetra ara-boajanahary izany.
Tsy mila manamelo-tena akory. Tsy mila miezaka ho “social” raha tsy izany no mahasambatra azy.

Raha ianao koa mahatsapa toy izany...
➡️ Mora reraka amin’ny fiaraha-monina
➡️ Tia irery, nefa manontany tena hoe normal ve izany
➡️ Mahatsapa fa tsy toy ny rehetra

👉🏽 Mety RÊVEUR dominant no toetra lehibe ao anatinao.
🎯 Hanampy anao ho tony sy hanekena tena, dia ireto no azonao atao :
✅ Manao test de personnalité (mahazo PDF manazava tsara ny mombamomba anao)
✅ Mividy ny rediffusion ilay Atelier Découverte de Soi (5 andro)
✅ Miditra amin’ny formation en ligne 3 volana Sekolin’ny King :

📈 Business & Neuromarketing
💬 Communication & Sciences comportementales
🧠Psychologie Appliquée
📩 Manorata “Vonona” + anaranao + nomerao findainao ato amin’ny MP

👇🏽 Ao amin’ny commentaire ao no apetrakay ny fanehoan-kevitra sy témoignages avy amin’ireo olona nanao test sy nanao formation.
Mety ianao ny manaraka!
-------------------------------------*----------------------------------
Ce n’est pas que je suis cassée… C’est juste que je suis une dominante Rêveur."
La semaine dernière, une jeune femme a assisté à notre Atelier Découverte de soi.
Elle s’appelle Tantely, 27 ans.

Et elle nous a confié avec sincérité :
« Lorsqu’il y a des réunions ou des grands groupes, je me sens aussitôt épuisée.
Je ne parle pas beaucoup, je ne suis pas rapide à réagir, et j’ai juste envie de rentrer chez moi.
Je me demande parfois… Est-ce que je suis un peu anormale ? Ou peut-être asociale ?

Mais une fois qu’elle a passé son test de personnalité, tout est devenu limpide.
🔍 Tantely a un profil RÊVEUR dominant.

Ce qui signifie :
Elle aime profondément la solitude
Elle est très introspective et réfléchie
Elle se sent mal à l’aise dans les grands groupes ou les environnements trop stimulants
Elle n’a aucun problème psychologique. C’est juste sa nature profonde.
Elle n’a pas à culpabiliser ou à forcer un comportement "social" si cela ne lui correspond pas.

💬 Si toi aussi tu ressens cela…
➡️ Fatigue sociale rapide
➡️ Goût prononcé pour la solitude, mais tu te demandes si c’est « normal »
➡️ Sensation d’être différent.e des autres
👉🏽 Tu es peut-être aussi une personne à dominante Rêveur.

🎯 Pour mieux te comprendre et t’apaiser intérieurement, voici ce que tu peux faire : ✅ Faire le test de personnalité (avec un PDF explicatif personnalisé)
✅ Acheter le replay de l’Atelier Découverte de Soi (5 jours d’enseignements)
✅ T’inscrire à la formation en ligne de 3 mois avec Sekolin’ny King :
📈 Business & Neuromarketing
💬 Communication & Sciences comportementales
🧠 Psychologie Appliquée à la vie et au travail
📩 Écris-nous “Je suis prêt.e” + ton prénom + ton numéro de téléphone en message privé.

👇🏽 En commentaires, tu découvriras des témoignages inspirants de personnes qui ont passé le test ou suivi la formation.
✨ Peut-être que toi aussi, tu seras le/la prochain.e à te révéler.

✋🏽Aoka izay ny fanamelohanao tena… satria tsy olana ilay fahanginanao, fa toetra RÊVEUR izany.Misy amintsika mahatsapa f...
04/06/2025

✋🏽Aoka izay ny fanamelohanao tena… satria tsy olana ilay fahanginanao, fa toetra RÊVEUR izany.

Misy amintsika mahatsapa fa tsy toy ny olona rehetra... Satria sy tia resaka lava, tsy te ho eny amin’ny toerana be olona. Mahafinaritra anao ny mangina irery.
Tsy dia mahay miteny be, fa be eritreritra.
Tsy hoe menatra, fa tena faly irery ao anaty tontolony.

Dia manomboka mieritreritra hoe :
➡️ “Tsy social ve aho e ?”
➡️ “Tsy manampy olona ve aho ?”
➡️ “Sahirana aho miaina miaraka amin’ny hafa…”
Fa raha ny marina?
Mety RÊVEUR dominant fotsiny ianao.
Toetra mampiavaka an’ireo Rêveur :
-Tia mitokana, afaka miasa tsara irery
-Mahay mandinika, maka fotoana mieritreritra lalina
-Tena misy tontolo anaty manankarena
-Tsy mitady hazakazaka be, fa mitady filaminana

👉🏽Tsy olana izany. Tsy hoe simba ianao. Fa tokony ho fantatrao fotsiny ilay tena toetra ao anatinao.

🧠 Isaky ny Alarobia kosa eto amin'ny pejy Sekolin’ny King dia mizara manodidina ny Process Communication mba hanampy anao hahalala tsara kokoa ny tenanao sy hahafahanao manatsara ny fifandraisanao Amin'ny hafa.

👉🏽 Raha tianao ho fantatra hoe inona marina no toetra mitarika anao…
🔴Manao test de personnalité izahay, azahoanao valiny toy ny amin'ny sary fa Ihany koa mahazo pdf 10pages manazava ny mombanao Rehetra, hatramin'ny asa ho ataonao sns...

🔴Fidirana amin’ny formation 3 volana en ligne :

🎯 Business & Neuromarketing
🧩 Communication & Sciences comportementales
🧠 Psychologie Appliquée
📩 Soraty ato amin’ny MP hoe : “Vonona aho” + anaranao + nomerao findainao
-------------------------------------*---------------------------------
Assez avec l’auto-jugement… ton silence n’est pas un défaut, c’est une caractéristique de la personnalité RÊVEUR.

Il y a parmi nous ceux qui sentent qu’ils ne sont pas comme les autres…
Tu n’aimes pas parler trop, ni être dans des lieux pleins de monde.
Tu te sens bien dans le calme et la solitude.
Tu n’es pas très bavard, mais tu penses beaucoup.
Ce n’est pas de la timidité, c’est juste que tu es heureux dans ton propre univers intérieur.

Et tu commences à penser :
➡️ “Est-ce que je ne suis pas assez sociable ?”
➡️ “Est-ce que je ne suis pas assez utile aux autres ?”
➡️ “Est-ce que j’ai du mal à vivre avec les autres ?”
Mais en réalité ?
Tu es peut-être tout simplement une personne à dominante RÊVEUR.

Les traits caractéristiques des Rêveurs :
-Aiment la solitude, peuvent très bien travailler seuls
-Réfléchissent profondément, prennent du recul
-Ont un monde intérieur très riche
-Ne cherchent pas à courir partout, mais à trouver la paix
👉🏽 Ce n’est pas un problème. Tu n’es pas cassé. Il faut juste apprendre à mieux te connaître.
🧠 Chaque mercredi, ici sur la page Sekolin’ny King, nous partageons du contenu autour du Process Communication, pour t’aider à mieux te comprendre et améliorer ta communication avec les autres.

👉🏽 Si tu veux découvrir ta vraie personnalité dominante…
🔴 Nous proposons un test de personnalité : tu obtiens un résultat comme sur l’image, et un PDF de 10 pages expliquant en détail ton fonctionnement, ton type de travail idéal, etc.
🔴 Et tu peux aussi rejoindre notre formation en ligne de 3 mois :

🎯 Business & Neuromarketing
🧩 Communication & Sciences comportementales
🧠 Psychologie Appliquée

📩 Écris-nous en MP : “Je suis prêt(e)” + ton nom + ton numéro de téléphone



“Ny Communication no manangana vola…fa tsy ny fihenam-bidy akory!”Manomboka mihena be ny vola miditra?Dia manao "promo",...
02/06/2025

“Ny Communication no manangana vola…fa tsy ny fihenam-bidy akory!”

Manomboka mihena be ny vola miditra?
Dia manao "promo", manome "cadeau", mampihena vidiny hatrany...
Fa mbola tsy mivoatra ny varotra.
💭 Fa sao tsy vidiny no olana... fa ny fomba itenenanao amin'ny mpanjifa?

🔍 Maro amin’ny olona no mihevitra hoe :
-Raha mora dia ho lany
-Raha fihenam-bidy be dia ho tia ny olona
-Raha mandrahona hoe “Farany androany!” dia hihetsika ny mpanjifa

😓 Fa raha tsy mahay mandresy lahatra amin'ny fomba mahazatra ny atidohan'olombelona ianao, ➡️ dia tsy mahalafo be, na dia mora aza ilay entana
➡️ dia tsy matoky anao ny olona, na dia misy “promo” aza
➡️ dia mbola very fotoana sy vola

📌 Ka inona no ilaina?
Ny Communication. Ny fanananao fahaizana mitantara, mampita hafatra, mamerina lanja ny zavatra amidy.
Fa ny olona tsy mividy zavatra fotsiny... fa mividy fihetseham-po.
🧠 Izany indrindra no antony ianaranay ny Business & Neuromarketing sy ny module Science Comportementale et communication ao amin’ny Sekolin’ny King.
👉🏽 Isaky ny Alatsinainy dia manokatra lohahevitra ho an’ny Module Business et Neuromarketing izahay, koa efa manasa anao sahady hanaraka ny pejy.

🎓 Raha vonona ianao hianatra : ✅ Mampita ny lanjan'ny zavatra amidy ✅ Mahazo vola tsy mila "fihenam-bidy" lava
➡️ Dia misorata anarana amin’ilay formation 3 volana en ligne.
📩 Alefaso ato amin’ny MP ny anaranao + numerao findainao

🔴NB: Tsy fihenam-bidy no manome vola… fa ny fahaizana mifandray amin’ny olona.
------------------------------------*----------------------------------
"Ce n’est pas la réduction de prix qui rapporte… c’est la Communication !"

Tu remarques que tes revenus diminuent ?
Alors tu fais des « promos », tu offres des cadeaux, tu baisses tes prix encore et encore…
Mais malgré tout ça, les ventes n’évoluent pas vraiment.

💭 Et si le vrai problème… ce n’était pas le prix ?
Et si c’était ta manière de parler à tes clients qui posait souci ?

🔍 Beaucoup de gens pensent que :
Si c’est pas cher, ça va se vendre
Si la promo est énorme, les gens vont se jeter dessus
Si on dit « Dernier jour ! », les clients vont forcément réagir

😓 Mais si tu ne sais pas convaincre de manière adaptée au fonctionnement du cerveau humain,
➡️ Tu ne vends pas plus, même avec des prix bas
➡️ Les gens ne te font pas confiance, même avec une promo
➡️ Tu continues à perdre du temps et de l’argent
📌 Ce qu’il te faut vraiment ?
La Communication.
La capacité à raconter, à transmettre un message fort, à redonner de la valeur à ton produit.
Parce que les gens n’achètent pas simplement un produit…
👉🏽 Ils achètent une émotion.
🧠 C’est exactement pour ça qu’on enseigne le Business & Neuromarketing et le module Sciences Comportementales & Communication chez Sekolin’ny King.

🎓 Chaque lundi, nous ouvrons un nouveau thème du Module Business & Neuromarketing, alors on t’invite déjà à suivre la page pour ne rien rater.

✅ Si tu veux apprendre à :
Mieux transmettre la valeur de ton offre
Gagner de l’argent sans baisser tes prix constamment
➡️ Inscris-toi à notre formation de 3 mois en ligne dès maintenant.
📩 Envoie ton nom et ton numéro de téléphone en message privé pour recevoir le programme.

🔴 NB : Ce n’est pas la réduction qui rapporte… c’est ta capacité à créer du lien avec les gens.



Misy olona toa milamina ivelany… nefa tapitra ny ao anatiny.Tsy mitaraina. Tsy miantso vonjy...Saingy marary foana.Indra...
31/05/2025

Misy olona toa milamina ivelany… nefa tapitra ny ao anatiny.
Tsy mitaraina. Tsy miantso vonjy...Saingy marary foana.

Indraindray miantso azy hoe "Tena Mafy" ny olona…
Kanefa izy reraka, mitomany mangina, very hery anaty.
Tsy hoe kamo. Fa mifady fanehoan-kevitra.

👉🏽 Mety miasa, mety mandefa hafatra amin'ny olona, mety mitsiky…
Fa amin’ny tena izy: mitolona amin’ny karazana Dépression Camouflée izy.

💡 Matetika no hita amin’ny olona manana profil RÊVEUR:
-Tsy sahy miteny ny ao anatiny
-Matahotra diso, matahotra hanelingelina
-Miezaka mandray andraikitra ho an'ny hafa, fa tsy mahavita mitondra tena ho azy

🎯 Zava-dehibe ho fantatra:
Tsy adala ianao. Tsy olana ianao. Tsy hoe "malemy" ianao.
Fa tsy mbola nahazo fitaovana hanazavana izay mahazo anao fotsiny.

📌 Isaky ny sabotsy izahay eto ’ny King dia mizara Psychologie Appliquée – iray amin’ireo modules fototra amin’ny formation 3 volana:

🎓 Formation 3 volana (mihitatra) en ligne:
-Business sy Neuromarketing
-Communication sy Sciences Comportementales
-Psychologie Appliquée amin’ny fiainana sy ny asa
➡️Vidéo pré enregistré alefa mail sy groupe privé
➡️ Webinaire isakin'ny 2semaines
➡️Test de personnalité+ Carte d'identité Psychologique par PCM
➡️ Support de cours (boky imprimé )

🔔 Efa misokatra ny fisoratana anarana! Raha mila manova tanteraka ny fomba fiainanao, ny fomba fifandraisanao ary ny fahatakaran-tena, dia aza miandry intsony.

📩 Alefaso aminay ny anaranao sy ny nomerao findainao eto amin’ny MP raha te hahazo ny fidirana sy fandaharam-pianarana.
🌱 Aza miaina mangina amin’ny zavatra tsy azonao. Misy lalana hafa.
--------------------------------------*---------------------------------
Il y a des personnes qui semblent calmes à l’extérieur… mais qui sont totalement épuisées à l’intérieur.
Elles ne se plaignent pas. Elles ne demandent pas d’aide… Et pourtant, elles souffrent en silence.

Parfois, on les appelle des personnes "fortes"...
Mais en réalité, elles sont fatiguées, elles pleurent en silence, elles sont vidées intérieurement.
Ce n’est pas qu’elles sont paresseuses.
Elles se sont juste interdites d’exprimer ce qu’elles ressentent.

👉🏽 Elles peuvent travailler, envoyer des messages, même sourire…
Mais en vérité : elles luttent contre une forme de dépression camouflée.

💡 Ce profil se retrouve souvent chez les personnes de type RÊVEUR :
Elles n’osent pas dire ce qu’elles ressentent.
Elles ont peur de déranger, peur de mal faire.
Elles prennent des responsabilités pour les autres, mais n’arrivent pas à prendre soin d’elles-mêmes.

🎯 Ce qu’il est important de savoir :
Tu n’es pas fou. Tu n’es pas un problème. Tu n’es pas « faible ».
Tu n’as juste pas encore reçu les bons outils pour comprendre ce que tu traverses.

📌 Chaque samedi, chez Sekolin’ny King, nous partageons des connaissances en psychologie appliquée, l’un des modules clés de notre formation de 3 mois :

🎓 Formation approfondie de 3 mois (en ligne) :

-Business & Neuromarketing
-Communication & Sciences comportementales
-Psychologie appliquée à la vie et au travail

➡️ Vidéos pré-enregistrées envoyées par mail et dans un groupe privé
➡️ Webinaire toutes les deux semaines
➡️ Test de personnalité + Carte d’identité psychologique via PCM
➡️ Support de cours imprimé

🔔 Les inscriptions sont déjà ouvertes !
Si tu veux changer profondément ta façon de vivre, de te comprendre et de te connecter aux autres, n’attends plus.

📩 Envoie-nous ton nom et ton numéro de téléphone en message privé pour recevoir l’accès et le programme détaillé.

🌱 Ne continue pas à vivre en silence face à ce que tu ne comprends pas.
Il existe un autre chemin.m



💭 Miady mafy hahazo vola sy fiainana tsara... nefa mbola tsy sambatra?Andro aman'alina miasa, mitady vola, manome ho an'...
30/05/2025

💭 Miady mafy hahazo vola sy fiainana tsara... nefa mbola tsy sambatra?

Andro aman'alina miasa, mitady vola, manome ho an'ny hafa, manao izay mety...
Fa ao anaty ao, mbola mahatsiaro mitambesatra, reraka, tsy mahita tena, very...

🫵🏽 Mety efa manam-bola ianao, nefa mbola miady amin’ny fikorontanan-tsaina
🫵🏽 Efa manao izay rehetra tokony hatao, nefa mbola tsy mahatsiaro Ilay fahasambarana sy fitoniana tediavinao
🫵🏽 Na mety mbola sahirana ara-bola, dia lasa mihevitra hoe “Izaho mihitsy no olana”

💥 Tsy ianao no olana. Tsy ratsy ianao. Fa mbola tsy fantatrao tsara sy tsy dia azonao fotsiny ny tena IANAO.
Izay no ilaina amin’ilay Atelier Découverte de Soi.

💛 Misaotra lehibe ho an'ireo efa nisoratra anarana! Mankasitraka tanteraka amin’ny fahatokisana🙏🏽

🔍 Amin’ity Atelier ity ianao dia :
✅ Hahafantatra hoe inona no tena toetranao sy tanjaka miafina ao anatinao.
✅ Hahita hoe inona no mahatonga anao reraka sy tsy afa-po
✅ Hahafantatra hoe inona no asa sy tontolo mety aminao
✅ Hianatra hanome lanja ny feon’ny fonao sy hanao safidy milamina kokoa
🌱 Tsy hoe "formation" fotsiny, fa dingana fanombohana fiainana vaovao.

🚨 HATRAMIN'NY 00h ALINA ANIO NY FISORATANA ANARANA.

➡️ 5 andro, en ligne
➡️ Fomba tsotra, tsy mitaky fahaizana manokana
➡️ Tarif tokana, afaka mbola ifandaminana ny fanaovana ny paiement ☺️
📩 Alefaso ato amin'ny MP ny anaranao + nomerao findainao raha vonona ianao

Raha tsy ianao no manome lanja ny fiainanao... iza no hanomboka hanao izany ho anao?
👉🏽 Tsy tara raha manomboka androany

-------------------------------*----------*----------------------------
💭 Tu te bats chaque jour pour avoir de l'argent et une belle vie... mais tu n’es toujours pas heureux(se) ?

Tu travailles jour et nuit, tu cherches de l’argent, tu donnes aux autres, tu fais tout ce qu’il faut…
Mais à l’intérieur, tu te sens encore épuisé(e), perdu(e), vide, sans direction…

🫵🏽 Peut-être que tu as déjà de l’argent, mais tu luttes encore contre la confusion mentale
🫵🏽 Tu fais tout ce que tu es censé faire, mais tu ne ressens toujours pas cette paix ou ce bonheur que tu cherches
🫵🏽 Et si tu es encore en difficulté financière, tu finis par penser : “C’est moi le problème”

💥 Mais NON. Tu n’es pas le problème. Tu n’es pas une mauvaise personne.
C’est juste que tu ne te connais pas encore vraiment, tu ne t’es jamais vraiment compris(e).
Et c’est exactement là que l’Atelier “Découverte de Soi” intervient.

💛 Merci infiniment à tous ceux qui se sont déjà inscrits !
Votre confiance est précieuse 🙏🏽

🔍 Dans cet Atelier, tu vas : ✅ Comprendre qui tu es vraiment et les forces cachées en toi
✅ Identifier ce qui t’épuise et te frustre au quotidien
✅ Découvrir les métiers, environnements et rythmes qui te conviennent
✅ Apprendre à écouter ton cœur et faire des choix plus alignés
🌱 Ce n’est pas juste une formation, c’est un nouveau départ dans ta vie.

🚨 Les inscriptions ferment CE SOIR À MINUIT !

➡️ 5 jours, en ligne
➡️ Approche simple, pas besoin de compétences spécifiques
➡️ Prix unique, avec possibilité de s’arranger pour le paiement ☺️
📩 Envoie ton nom + ton numéro en MP si tu es prêt(e)

Si toi-même tu ne prends pas soin de ta vie… qui le fera à ta place ?
👉🏽 Il n’est pas trop t**d si tu commences aujourd’hui.


👉🏽 Mety ianao ve ilay olona mangina foana, mieritreritra be nefa tsy sahy miteny ?👉🏽 Tsy te hanelingelina olona, fa ny a...
29/05/2025

👉🏽 Mety ianao ve ilay olona mangina foana, mieritreritra be nefa tsy sahy miteny ?
👉🏽 Tsy te hanelingelina olona, fa ny ao anatinao anefa Feno hevitra Maro be ?
👉🏽 Te hisafidy zavatra ho anao fa matahotra diso, matahotra tsikerain’ny hafa ?
👉🏽 Mieritreritra matetika hoe “Tsy misy mila ahy izany”, “Tsy ampy aho” ?
👉🏽 Efa niezaka niaina araka ny tokony ho izy, fa mbola mahatsapa hoe very, na very hevitra ?

Tsy irery ianao.
Tsy ratsy izany.
Fa izany mihitsy no mampiavaka ny RÊVEUR.

Fa rehefa tsy fantatrao hoe izany no profil-nao, dia ho sahirana amin'ny fiainana ianao:
❌ Mety ho mora voatsindrin’ny fanehoan-kevitry ny hafa
❌ Mety handany andro mitaraina am-po, mitomany mangina, milamina ivelany nefa mikorontana ao anatiny
❌ Mety hanaiky zavatra tsy tianao, satria tsy sahy milaza ny tena safidinao

🧭 Fa raha fantatrao ny maha-RÊVEUR anao…
💡 Ho takatrao fa manana HARENA be ianao ao anatinao :
→ Fampandinihana lalina
→ Fomba fijery miavaka
→ Fampitoniana manodidina
→ Fitiavana manokana amin’ny zavatra tiana tokoa

🧠 Izay indrindra no tanjon’ny Atelier Découverte de Soi.
Tsy fitsarana, tsy toromarika fotsiny, fa lalana tsotra ahafahanao miverina mahita ny tena IANAO.
➡️ Hianatra ianao hoe maninona ianao no saro-kenatra
➡️ Hahafantatra ianao hoe inona no asa mety aminao, sy tontolo ahazoanao aina
➡️ Ho afaka mitondra tena amin’ny fomba mifanaraka amin’ny maha-ianao anao ianao
➡️ Ary hianatra manome lanja ny feon’ny fonao,.

🔴 Raha mbola manohy hiandry Ianao, mety ho mafy kokoa ny vokatrin'ny safidinao Ilay tsy nazahoanao aina hatrizay io.
Fa raha miditra amin’ity fiofanana ity ianao, dia afaka manomboka manitsy ny lalanao ankehitriny.

🗓 Atelier manomboka amin’ny Sabotsy 31 Mai izao
📍 Mandritra 5 andro, en ligne
🎯 Fomba fanao tsotra, mahafinaritra, tsy mila fahalalana manokana
📩 Alefaso amin’ny MP ny anaranao + finday azahoana anao ☺️

➡️ Raha tsy ny tenanao aza no mitondra amin'ilay fiainana tianao… Iza no hanao izany ho anao ?

-------------------------------*-------------*---------------------------
👉🏽 Es-tu de ceux qui restent souvent silencieux, qui pensent beaucoup… mais n’osent pas s’exprimer ?
👉🏽 Tu n’aimes pas déranger les autres, pourtant ton esprit déborde d’idées ?
👉🏽 Tu voudrais faire des choix pour toi-même, mais tu as peur de te tromper… peur du jugement des autres ?
👉🏽 Tu penses souvent : “Personne n’a besoin de moi”, “Je ne suis pas assez…” ?
👉🏽 Tu as essayé de faire les choses “comme il faut”, mais tu te sens toujours perdu ou bloqué intérieurement ?

Tu n’es pas seul(e).
Et ce n’est pas une faiblesse.
C’est même ce qui rend les RÊVEURS si uniques.

Mais tant que tu ne sais pas que c’est ton profil, la vie peut devenir un vrai combat : ❌ Tu risques d’être facilement affecté(e) par les opinions des autres
❌ Tu peux te retrouver à pleurer en silence, calme à l’extérieur mais tourmenté(e) à l’intérieur
❌ Tu acceptes parfois des choses que tu n’aimes pas, juste parce que tu n’oses pas dire non

🧭 Mais une fois que tu prends conscience que tu es un RÊVEUR… 💡 Tu réalises que tu portes en toi une RICHESSE inestimable : → Une profondeur d’analyse rare
→ Une vision unique du monde
→ Une capacité à apaiser et sécuriser ton entourage
→ Un amour vrai pour ce qui compte vraiment à tes yeux

🧠 C’est exactement ce que te propose l’Atelier Découverte de Soi.
Pas un jugement, ni des règles rigides, mais un chemin doux pour te reconnecter à toi-même.

➡️ Tu comprendras pourquoi tu es si réservé(e)
➡️ Tu découvriras les métiers, environnements ou projets dans lesquels tu pourrais vraiment t’épanouir
➡️ Tu apprendras à t’affirmer en accord avec ta personnalité
➡️ Et surtout, tu redonneras de la valeur à cette petite voix en toi que tu as trop longtemps ignorée

🔴 Si tu continues à patienter, à suivre un chemin qui ne te ressemble pas… tu risques d’aller toujours plus loin dans l’inconfort.

Mais si tu choisis d’entrer dans cette formation, tu peux changer de cap dès maintenant.

🗓 Atelier en ligne – dès ce samedi 31 mai
📍 5 jours d’accompagnement doux, accessible à tous
🎯 Une méthode simple, agréable, sans prérequis
📩 Envoie-nous en message privé ton prénom + ton numéro de téléphone pour t’inscrire ☺️

➡️ Si toi-même ne prends pas les rênes de la vie que tu veux vraiment…
Qui le fera à ta place ?


⚠️Tandremo te hampifaly ny manodidina anaomp Dia adinonao manome lanja Ilay safidimpiainana tena nirianao!Tanora iray, n...
28/05/2025

⚠️Tandremo te hampifaly ny manodidina anaomp Dia adinonao manome lanja Ilay safidimpiainana tena nirianao!

Tanora iray, no miasa saina sy kivy, tsy hitany izay atao...
Satria mbola Kely izy dia efa nanantena taminy I Dada, I Mama, ny fianakaviana rehetra... Nanantena fa anisan'ireo itondra ny voninahitrin'ny fianakaviana izy.
Nanomboka tamin'i Dadatoa, hatrany amin'i Dada sy Mama ary ry cousin cousine Dia Samy nianatra sy tafita lasa mpahay lalàna, lasa mpitsara sns ...

👉🏽Saingy, ity tanora iray ity...Dia sentimentale kokoa, mora voakasika, mora malahelo, mora mangoraka ny manodidina azy
Anisan'ny tontolo azahoany aina ny fiarahana milalao amin'ny ankizy kely, mifampizara, mifankatia, mikarakara ny manodidina azy...

Fa satria ngeza be ny fanantenana napetrakin'ny fianakaviana taminy, satria matahotra tsy ho tian'ny fianakaviana izy, matahotra ho avahan'ny manodidina azy dia rehefa nifidy filière izy dia nifidy ny lalampiofanana Droit.

👉🏽Tsapany anefa fa tsy azahoany aina izany, sady mangoraka ny mpanao Ratsy izy no mangoraka ny iharan'ny Ratsy...😅
Fa niforitra izy, nianatra, nanao izay hatongan'ny fianakaviana ho "Fière" aminy...

🔴Fa inona no nitranga?
Tsy Sambatra izy, mety vitany Ilay fianarana, fa tsy mahazo aina izy...

Raha anisan'ireo nanaraka ny fiofanana Découverte de soi izao izy ity, dia nahalala tsara fa maninona izy no toy izany, ary inona no asa na filière afahany mahazo aina kokoa sy mety amin'ny personnalité any...

🫵🏽Ho anao ihany koa, mety hoe efa ela Ianao no nahatsapa diso lalàna
🫵🏽Mety efa ela Ianao no te hahazo fa maninona Ianao no misaina na mitondra tena tsy toy ny hafa...

👉🏽Atelier en ligne mandritran'ny 5andro no atolotray ho anao, amin' ny Sabotsy 31 Mai izao izy io no manomboka... Vita ny fiofanana dia afaka mahazo ny tenanao misimisy kokoa ianao, manamafy ny fahalalanao ny mombanao Ary Indrindra mahafantatra ny "environment" mety aminao.
Ka tsy Ianao intsony no hanamelontena, na hanameloka ny hafa, ary hahay hifidy ny lalana mety aminao.
➡️Tarif tokana 55000ariary.⬅️
Andao Ary ho anao Vonona, alefaso MP ny anaranao + numéro téléphone azahoana anao.

-------------------------------------*---------------------------------
⚠️ Attention : À trop vouloir faire plaisir à ton entourage, tu risques d’oublier ce que toi, tu veux vraiment dans la vie…

Il était une fois une jeune fille perdue dans ses pensées, découragée, ne sachant plus quoi faire…
Depuis qu’elle était toute petite, ses parents, ses proches, toute sa famille avaient placé de grands espoirs en elle.
Ils attendaient qu’elle fasse la fierté de la famille.

Depuis l’oncle, en passant par le père, la mère, les cousins et cousines… tous avaient suivi des études en droit, étaient devenus juristes, magistrats, etc.

👉🏽Mais cette jeune fille-là…
Elle était beaucoup plus sensible, émotive, facilement touchée, vite blessée, pleine d’empathie envers les autres.
Là où elle se sentait vraiment elle-même, c’était en jouant avec les petits enfants, en partageant de l’affection, en prenant soin des gens autour d’elle.

Mais parce que la pression familiale était immense, parce qu’elle avait peur de décevoir, peur d’être rejetée ou mal vue par ses proches…
Le jour du choix de filière, elle a choisi Droit.

👉🏽Mais très vite, elle s’est rendu compte qu’elle n’était pas à sa place…
Elle avait de la compassion aussi bien pour les coupables que pour les victimes…
Mais elle a serré les dents, a poursuivi ses études, juste pour que sa famille puisse être "fière" d’elle.

🔴Mais au final, que s’est-il passé ? Elle a peut-être terminé ses études…
Mais elle n’était pas heureuse. Elle ne se sentait pas bien dans sa vie.

Si elle avait fait la formation “Découverte de soi”, elle aurait compris bien plus tôt pourquoi elle est comme ça, et surtout quels types de métiers ou de parcours lui auraient réellement convenu, en accord avec sa vraie personnalité.

🫵🏽Et toi aussi, peut-être que tu sens depuis longtemps que tu n’es pas sur la bonne voie...
🫵🏽Peut-être que tu ne comprends toujours pas pourquoi tu penses ou agis différemment des autres…

👉🏽Nous te proposons un atelier en ligne de 5 jours, qui commence ce samedi 31 mai.
Une fois la formation terminée, tu auras une meilleure connaissance de toi-même, tu renforceras ton estime personnelle, tu comprendras quel environnement te correspond vraiment.

Tu ne vivras plus dans la culpabilité, tu ne rejetteras plus la faute sur les autres, et surtout : tu sauras choisir un chemin de vie qui te ressemble vraiment.

➡️ Tarif unique : 55 000 Ariary ⬅️
Si tu es prêt(e), envoie ton prénom + ton numéro en MP dès maintenant


🫵🏽Ianao Ilay manana olana amin'ny fanehoana ny fahadisompanantenana?🫵🏽Sarotra aminao mi passer amin'ilay phase de "Deuil...
27/05/2025

🫵🏽Ianao Ilay manana olana amin'ny fanehoana ny fahadisompanantenana?
🫵🏽Sarotra aminao mi passer amin'ilay phase de "Deuil"?
🫵🏽Tsy hainao mamoaka halahelo?

Samy manana ny tahotra ny personnalité isankarazany, ito Zao Dia Ilay personnalité Analyseur na Travaillomane hoy isika...

➡️Inona no Antony mahatonga anao toy izany? Mety nohon'ilay nitaizana anao fahiny? Mety Ianao Ilay vetivety Dia nanana zandry ka NILA nandray andraikitra ? Na koa "Tsy Mamoaka ny tsapako aho Tant que tsy tontosa ny andraikitra noraisiko"?
➡️Dia na misy asa tianao ho Azo nefa tsy izay no niseho, raha nisy Fiainana, programme, vola, poste nirianao sy niezahanao ho Azo kanefa tsy azonao...Dia tsy hainao mamoaka Izany...Dia aleonao manohy toy ny mahazatra ny fiainanao....

Mbola mihotra lavitra an'izany ny resahantsika amin'ilay atelier izay ataontsika en ligne, amin'ny Sabotsy 31Mai izao, ao anatin'ny 5andro Ianao Dia hanomboka hahazo ny "Fonctionnements" anao amin'ny Vidiny mirary.

Sorato Ary hoe Vonona dia raisinay atsy amin'ny mp ny anaranao.

NB: Voafetra ny toerana
--------------------------------------*---------------------------------
🫵🏽Toi, tu es celui/celle qui a du mal à exprimer sa déception ?
🫵🏽Tu as du mal à passer par cette fameuse phase de deuil ?
🫵🏽Tu ne sais pas comment exprimer ta tristesse ?

Chaque type de personnalité a ses propres peurs… Ici, nous parlons de la personnalité Analyseur, aussi appelée Travaillomane.

➡️Pourquoi es-tu comme ça ? Peut-être à cause de ton éducation ?
Peut-être que tu as dû grandir trop vite parce qu’un petit frère ou une petite sœur est arrivé(e), et que tu as dû prendre des responsabilités ?
Ou alors, tu fais partie de ceux qui disent : « Je ne montre pas ce que je ressens tant que je n’ai pas rempli mes obligations. »

➡️Alors, même quand il y a un travail que tu voulais vraiment avoir, un projet de vie, un programme, une somme d’argent ou un poste que tu convoitais et que tu n’as pas obtenu… tu ne sais pas comment extérioriser ta peine.
Tu préfères continuer ta vie comme si de rien n’était…

Et ce qu’on va aborder dans notre atelier , en ligne ce samedi 31 mai, va encore plus loin que ça.
En seulement 5 jours, tu commenceras à comprendre ton propre fonctionnement intérieur, le tout à un prix accessible.

Écris simplement "Je suis prêt(e)" en message privé, et nous prendrons ton nom tout de suite.

NB: Place Limitée



Address


Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 17:00

Telephone

+261345958132

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sekolin'ny King posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sekolin'ny King:

  • Want your business to be the top-listed Recruitment Company?

Share