21/11/2019
Manentana antsika vahoaka.
Mpampiasa,Izay rehetra mitady asa,na tsy an'Asa eto toliara hanatrika ny fitokanana sy ny fampiofanana ny "Systeme Régional de l'Information pour l'Emploi"izay atao ao amn'ny Direction Regionale du travail,de l'Emploi,de la Fonction Pubique et des Lois sociales,ny zoma 22Novembre a 15h.
Manatena fahatongavanareo maro.