28/05/2026
Salama e😊👋
Anisan'ny manahirana antsika matetika manala ny tavy eo amin'ny kibo
Ity misy astuce kely manala izany😊
TONGOLO GASY MAMPIHENA,
MAMPITSONIKA TSIKELIKELY NY TAVY
RATSY AMIN'NY VATANA INDRINDRA NY
TAVY AMIN'NY KIBO!
Fomba fampiasana azy :
- voalohany
Tongolo gasy
Rano
Isamaraina vao mifoha dia maka rano
matimaty 1 Vera, asina hasina tongolo
gasy 1 kelikely ao anatiny!
Avela hilona 1mn vao sotroina (tsy
tsakoina)
*Raha olona te hanafaingana ny fihenana
dia tsara kokoa ra ampiasaina io fomba io
in-telo isanandro isaky ny alohan'ny
hisakafo *
Toro-hevitra faharoa
🌷Tongolo gasy
🌷Tantely
Tetehana madinika ny tongolo gasy, tsy
atao madinika loatra (tongolo gasy hasiny
2 na 3 isaky ny tantely 1 sotro fihinanana
Afaka manao betsaka dia tehirizina anaty
frigidaire!!
Hafangaro tsara dia tehirizina anaty bocal
misarona tsara
Mihinana 1 sotrokely isaky ny maraina vao
mifoha
🌸Ao anatin'ny herinandro dia efa mahita
fiovana tanteraka ny vatana
(tandremo :tantely pure tsara no
ampiasaina)
Mba hampahomby ireo fomba ireo dia
ahato kely ny fihinanana siramamy be
loatra, sakafo matavy loatra, sakafo be
lafarinina !!
🔴Ary tsara hatrany ampiarahana amin'ny fandanjalanjana ny sakafo hanina an😊,koa raha mila anizay enao dia sorato fotsiny ny hoe REGIME fa andefasanay message enao na koa tonga dia midira mp fa karakarainay tsara enao😊✉
Aza adino ny mizara raha nahaso anao an mba ahasoa ny hafa koa😊