Madasoa Recruitment International Manning

Madasoa Recruitment International Manning Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madasoa Recruitment International Manning, Recruiter, Toamasina.

PROFESSIONAL INTEGRITY
We prioritize transparency, ethical practices, and tailored recruitment solutions to deliver consistent, high-quality results for our partners.

15/06/2026

Ho an’ny Fitondram-panjakana izay taritiny Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Andriamatoa Kolonely Michaël Randrianirina.

Andriamatoa filoha,

Mamerina an'ny ity video ity eto indray aho tohiny ilay efa notateriko teto teo aloha mba hizara hevitra sasantsasany avy amin'ny fanantenan'ny Malagasy an-tapitrisany. Mety hisitraka tombotsoa amin'ny fisokafantsika aminio sehatra bateaux de cruiser io eto Madagascar.

Mialatsiny, Andriamatoa Filoha, raha matetim-piavy ny fanehoan-kevitro satria mahatsapa manana adidy hoan'ny ity firenena hiarahamanana ity tompoko 🙏 🙏 🙏

https://madasoarecruitment.net/

Finaritre ariva2 eee 👋👋👋 Te ilaza fotsiny aho oe manomboka manome tombony ho any tantsambo Malagasy n'y orinasa madasoa ...
13/06/2026

Finaritre ariva2 eee 👋👋👋

Te ilaza fotsiny aho oe manomboka manome tombony ho any tantsambo Malagasy n'y orinasa madasoa satria raha miakatra 2 andro na ( 2jours) mialohany n'y date fiaingany avy taty am' faritra rizary teo aloha Dia ankehitriny dia vita eto Tamatave avokoa ireo dingana izay natao tany Antananarivo teo aloha.

Fa na izany aza mbola tsy tratra ny tanjona fa isaorana izay vita,

Tsy lany vola sy fotona intsony zany n'y tantsambo Malagasy avy aty Tamatave manomboka izao 🙏

Vahaolana maharitra hoan'ny ity resaka ASA ANTSAMBO ity eto Madagascar, ary raha tian'tsika mba ho tohiny ireo firenen'k...
04/06/2026

Vahaolana maharitra hoan'ny ity resaka ASA ANTSAMBO ity eto Madagascar, ary raha tian'tsika mba ho tohiny ireo firenen'kafa isika toa n'y rizareo Filipino sy ny firenena afa reo dia ireo voalaza etsy amban'ny ireo ny dingana hatongavantsika am'ny zany 👇

1.Acquisition des droits de franchise, intégration au réseau
international, obtention de l’exclusivité territoriale Madagascar, alignement aux standards globaux de recrutement

2. Mission technique ### à Madagascar
Déplacement de l’équipe internationale pour transfert de compétences, ateliers de formation, structuration
opérationnelle et audit de mise en conformité

3. Mise en place de l’Académie de formation spécialisée
Création du centre de formation, équipements pédagogiques, développement des modules

(anglais, hospitality, standards croisière, comportement professionnel)

Hoany izay mila fanazavana fanampiny dia asaiko mba hitsidika ny bureau fiasako,

Manana anjara toerana amin'ny lafiny economy eto am' firenena hiany koa ny sehatriny seafarers satria mampiditra vola vahiny betsaka eto amin'tsika mitovy am' reo exportation vanille, Jirofle SNS...

(SARY fanehoana)

31/05/2026

HOAN' TANINDRAZANA SY VAHOAKA MALAGASY

About Madasoa RecruitmentMadasoa Recruitment International is a professional maritime recruitment and manning company ba...
28/05/2026

About Madasoa Recruitment
Madasoa Recruitment International is a professional maritime recruitment and manning company based in Madagascar, dedicated to providing qualified seafarers and maritime workforce solutions to international partners.

We are officially licensed by the Malagasy maritime authorities to operate as a Manning Service under the regulations governing recruitment and placement of seafarers.

Official Manning License Reference: APMF Certificate No. 005/APMF/DG/2026 Issued by the Agence Portuaire, Maritime et Fluviale (APMF), Madagascar. Valid until: May 2029.

https://madasoarecruitment.net/

Finaritre ariva2 eee 👋👋👋 "Tsy miady toerana rehefa mandroso ny Zavatra najoro, tsy miady vokatra rehefa mamokatra ny voa...
20/05/2026

Finaritre ariva2 eee 👋👋👋

"Tsy miady toerana rehefa mandroso ny Zavatra najoro, tsy miady vokatra rehefa mamokatra ny voa nafafy sy navoly.

Ary na mafy toy ny ahoana ny rivotra fa ny hazo tsara fototra , tsy rava sy miongotra"

Misaotra tam' voandalana eee!!!

https://madasoarecruitment.net/

14/05/2026

Finaritre ariva2 eee 👋👋👋

Atao ahoana anefa no ahavoky ny vahoaka Malagasy mba ho afaka hamokatra sy hitondra fampandrosoana hoan’ny firenena?

Ny dingana voalohany amin’izany dia ny fampananana traikefa azy ireo mba ho afaka hiasa tsara.

Tsy eto antoerana iany fa indrindra eo amin’ny sehatra iraisam-pirena.

Ohatra amin’izany ny asa antsambo
amin’ny bateau croisière.

Ny fanantsika olona betsaka miasa antsambo dia anisan’ny mampitombo
betsaka ny PIB sy PNB,

Izany hoe afaka manatsara ny lafiny ara-toe-karenan’ny Malagasy. Satria
mampiditra vola vahiny eto amintsika izy ireny sady tsisy fiantraikany ara-tontolo iainana ihany koa.

Etsy andanin’izany dia miakatra ihany koa ny sandan’ny ariary raha miohatra amin’ny vola vahiny.

Ilana fahaiza-manao manokana anefa izany asa antsambo izany indrindra fa ny poste stratégique ireo.

Ny tanjona amin’ny tanora Malagasy rahateo dia mba hitazona sehatra ambony fa tsy sanatria ho...

Adidiko adidinao hoan'ny taranaka 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Dear Sir / Madam,I hope you are doing well.We are pleased to officially inform you that Madasoa Recruitment has now obta...
11/05/2026

Dear Sir / Madam,

I hope you are doing well.

We are pleased to officially inform you that Madasoa Recruitment has now obtained its official manning license from the competent Maritime Authority in Madagascar.

This approval authorizes our company to legally conduct recruitment and manning activities in compliance with applicable maritime and labor regulations. This milestone further strengthens our commitment to operating according to professional, transparent, and internationally compliant standards.

Madasoa Recruitment specializes in sourcing, preparing, and supporting hospitality and service professionals for international maritime opportunities, with a focus on long-term quality recruitment and candidate development.

We would be pleased to explore potential collaboration opportunities with your esteemed organization and remain available for any further information or discussion.

Thank you for your time and consideration, and we look forward to hearing from you.

Kind regards,

Madasoa teams.

https://madasoarecruitment.net/

Salama tompoko. Mametraka fialantsiny aminareo  raha eto no manao tatitra. Taratasy misokatra hoan’ny Filohan’ny Fanavao...
09/05/2026

Salama tompoko. Mametraka fialantsiny aminareo raha eto no manao tatitra. Taratasy misokatra hoan’ny Filohan’ny Fanavaozana, ny Filohan’ny AN, ny mambran’ny governemanta. Etsy ambany no misy fanazavana bebekokoa. Koa manasa anareo rehetra hamaky hatramin’ny farany. Misaotra.

Address

Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madasoa Recruitment International Manning posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Madasoa Recruitment International Manning:

Shortcuts

Share

Category