TAIRO 'ART Event Mada

TAIRO 'ART Event Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TAIRO 'ART Event Mada, Talent Manager, Toamasina, Toamasina.

☎️ 033 75 677 46 ( TAIRO 'ART )
🎛️ Organisateur d'événements
🎤 Animation et Maître cérémonie
🔊 Location Sonorisation
💃 Hôtesses et Animatrices
🎙️📽️ SPOT et VIDÉO publicitaire
🎉 Événements privés & professionnels
🎙️Management

19/08/2026

iza le namanao tsy hanaja anao iny mintsy na ho lasa filoham-pirenena ary enao🤔😋

14/08/2026

🤭🤭 Coucou les faravavy 🙈🙈

❤️Ity hira ty dia hoentiko hankaherezina ny lehilahy rehetra nahazo sy manambady 🥺FARAVAVY🥺 rehetra 🤭

😔😔Courage daholo dia mihainoa finaritra 😌

12/08/2026

22ans , ande hampiditra mpianatra @ ty taona 2026 ity 👶🎒

Ary ianao ???

12/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Or'Tance Velona, Émile Arson

11/08/2026

Handao hanao challenge hoe , tsisy hanao Facebook pendant 2h fa hamaky baiboly dia Zay Verset tinao avy eo ataonao ❤️

07/08/2026

Jesosy tsisy vady
Devoly tsisy vady
Andriamanitra koa mbola tsisy vady koa,
Einh🤔misy rah tsy mazava ao zany🤔 où est l'arnaque❓

07/08/2026

Mitady femme de menace!

ilaina maika

🎈 Happy Birthday, Mr Sahaza! Sahaza Simoniot  🎂🥳Ny ekipan'ny TAIRO' ART EVENT MADA dia mirary anao taona vaovao feno fit...
05/08/2026

🎈 Happy Birthday, Mr Sahaza! Sahaza Simoniot 🎂🥳
Ny ekipan'ny TAIRO' ART EVENT MADA dia mirary anao taona vaovao feno fitahiana sy fahombiazana. ❤️ Tongava amin'ny tanjona hirina ❤️

🇲🇬

🥺 Feno kapoaka... 🥺Tsy resy zany tsika, Tamatave! 🙌 Halao agnaty loha zany. 💙Hatokisako anao, Tamatave. Na ino na ino ra...
03/08/2026

🥺 Feno kapoaka... 🥺

Tsy resy zany tsika, Tamatave! 🙌 Halao agnaty loha zany. 💙

Hatokisako anao, Tamatave. Na ino na ino raha mandalo amintsika aketo 🥺, aza havela ho kivy zahay mponinao. 💯

Zahay vahoakanao hifampitantagna 🤝, hahery fo ❤️, hahery saina 🧠, sady hahazo tanjaka 💪. Zany no lova navelan'ny razambentsika tagny taloha. ❣️

Olo zatra mitràka zahay aketo 🌅, ka tsy hambelanay ho rava anao, Tamatave. 💥

💥 Agnaty fo ❤️, agnaty rà 🩸! ❣️

🤜 Tamatave tsy mbô kivy zany, lesy! ⛔ Hatokisako vahoakantsika reo, fa olo mahery loha 💪 sady mahery saina 🧠. 💯

02/08/2026

⛔Urgent Zay mañana entana ao bazar Kely⛔ May vers 23h ny baraz kely

Address

Toamasina
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAIRO 'ART Event Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category