05/09/2026
🌸 Miarahaba antsika rehetra amin’izao volana vaovao izao! 🌸
🐼 Fotoana ihany koa izao hiarahabantsika manokana ireo mpikambana mankalaza ny tsingerintaona nahaterahany amin’ity volana ity. 🎂🎉
👑 Tratry ny tsingerintaona nahaterahana ho anareo rehetra! Mirary fahasalamana, fahasambarana, fiadanana ary fahombiazana hatrany ho anareo. ✨💐
🥰 Faly sy mirehareha ny orinasa manana anareo ho isan’ny ekipa. Enga anie ity taona vaovao iainanareo ity hitondra fahombiazana bebe kokoa, fotoana mahafinaritra ary zava-bita maro. 🌟
🎉 Mirary anniversaire feno hafaliana ho anareo rehetra! 🥳🎂