ASJM Manandriana

ASJM Manandriana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ASJM Manandriana, Recruiter, Manandriana.

“Ekipa iray, tanjona iray, fandresena iray!” 🏆
08/02/2026

“Ekipa iray, tanjona iray, fandresena iray!” 🏆

Misaotra betsaka anareo joueur sy ny coach Tonga tamin'ny fahatongavanareo sy ny fandraisan'anjaranareo tamin'ny entraîn...
14/01/2026

Misaotra betsaka anareo joueur sy ny coach Tonga tamin'ny fahatongavanareo sy ny fandraisan'anjaranareo tamin'ny entraînement. Tena nankasitraka ny fotoana sy ny ezaka nataonareo izahay. Ny fahavononantsika hiara-miasa toy izao no hahatonga antsika ho matanjaka kokoa sy hahomby amin'ny hoavy. Mankasitraka sahady ary manantena ny hihaona aminareo indray amin’ny manaraka! 😊🤝⚽
Manandriana

Tongava maro U20,U17,U15 sns ..
13/01/2026

Tongava maro U20,U17,U15 sns ..

💪
09/01/2026

💪

Miaraka antsika rehetra...Misy entraînement antsika mercredi sy samedi ho avy izao⚽✨Tongava maro  manandriana
05/01/2026

Miaraka antsika rehetra...

Misy entraînement antsika mercredi sy samedi ho avy izao⚽✨

Tongava maro
manandriana

hello...Afaka tonga ao avokoa  na efa ao anatiny club na vao haniry ny hiditra ao...ASJM Manandriana
19/12/2025

hello...

Afaka tonga ao avokoa na efa ao anatiny club na vao haniry ny hiditra ao...

ASJM Manandriana

🔴 Ilazana ny U20, U17 sy ny U15 rehetra fa ny alarobia sy alakamisy ho avy izao dia misy  ny fanazaran-tena 📝:_maillot f...
16/12/2025

🔴 Ilazana ny U20, U17 sy ny U15 rehetra fa ny alarobia sy alakamisy ho avy izao dia misy ny fanazaran-tena 📝:

_maillot fikotranana

_fitaovana etonina mikotrana

_rano sotroina

Ilaina @ fifaninana izay ho atrehina.

🎯 Samia mifampilaza,apitapitao

👌✨ Mankasitraka ireo rehetra tonga nikotrana voalohany androany ✨Misaotra betsaka anareo rehetra tonga nanatrika sy nano...
12/12/2025

👌✨ Mankasitraka ireo rehetra tonga nikotrana voalohany androany ✨

Misaotra betsaka anareo rehetra tonga nanatrika sy nanohana!🙏
Ny fahatongavanareo dia porofo fa misy tanora vonona hivoatra, hianatra ary hiara-mandroso.
Fisaorana manokana ho an’ireo coach izay nanome ny fotoanany, ny heriny ary ny fahaizany — tena manome ainga vaovao ho anay rehetra ianareo! 🙏

Anio no dingana voalohany, fa mbola betsaka ny ho avy.
Raha te ho ao anatin’ny fiakarana sy fivoarana tahaka izao ianao, dia misokatra ho anao ny fidirana.

👉 Tongava ao aminay, miaraka isika no hanangana ekipa, traikefa ary ho avy tsara kokoa!

Mirary fandrosoana ary misaotra indray e! ✨

Manandriana

Mankasitraka an'andriamanitra voalohany indrindra nohon'ny fa tontosana izay hetsika natao ny asabotsy 29 novembre 2025 ...
12/12/2025

Mankasitraka an'andriamanitra voalohany indrindra nohon'ny fa tontosana izay hetsika natao ny asabotsy 29 novembre 2025 ..🙏Vita ny Assemblée générale (AG)izahay notanterahana tao amin'ny ka isaorana azy ireo indrindra izany...Tsy hay koa ny isaroatra ireo ray aman-dreny nanatrika ary tamin’ny fanohanana ireo zanantsika hono fitiavana sport ary notohananareo tamin'ny fitiavana nasehonareo. Tena manome hery anay ny mpikarakara izany ezaka rehetra nataonareo ho zanantsika izany. Enga anie mba hiverina avo folo heny aminareo ny soa rehetra 😊...koa noho izany efa misokatra ny clubs ASJM ho antsika rehetra izay maniry ny iditra na ampiditra ny zanantsika ao..⚽
Misaotra indrindra tompoko.🙏

Mankasitraka an'andriamanitra voalohany indrindra nohon'ny fa tontosana izay hetsika natao ny asabotsy 29 novembre 2025 ...
12/12/2025

Mankasitraka an'andriamanitra voalohany indrindra nohon'ny fa tontosana izay hetsika natao ny asabotsy 29 novembre 2025 ..🙏Vita ny Assemblée générale (AG)izahay notanterahana tao amin'ny ka isaorana azy ireo indrindra izany...Tsy hay koa ny isaroatra ireo ray aman-dreny nanatrika ary tamin’ny fanohanana ireo zanantsika hono fitiavana sport ary notohananareo tamin'ny fitiavana nasehonareo.
Tena manome hery anay ny mpikarakara izany ezaka rehetra nataonareo ho zanantsika izany.
Enga anie mba hiverina avo folo heny aminareo ny soa rehetra 😊...koa noho izany efa misokatra ny clubs ASJM ho antsika rehetra izay maniry ny iditra na ampiditra ny zanantsika ao..⚽

Misaotra indrindra tompoko.🙏

Address

Manandriana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASJM Manandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category