22/05/2026
Mialatsiny indrindra noho fahatarana ( olana arateknika 😂)
Ireto izy Telo voasarika t@tirage au sort 😊🍯🐝
Arabaina ianareo nahazo
Dia aminy manaraka indray n'y ambiny e 🥰
Miditra mp handamina fandehanany colis