Jeunes Actifs d'Ivato JAI

  • Home
  • Jeunes Actifs d'Ivato JAI

Jeunes Actifs d'Ivato   JAI Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jeunes Actifs d'Ivato JAI, Employment agency, .

π™…π™šπ™ͺπ™£π™š π˜Όπ™˜π™©π™žπ™›π™¨ 𝙙'𝙄𝙫𝙖𝙩𝙀 – π™…π˜Όπ™„
Un mouvement nΓ© au cΕ“ur du Fokontany pour accompagner, soutenir et valoriser les jeunes d'Ivato.
πŸ’‘ Initiatives locales β€’ πŸ“ Impacts rΓ©els β€’ 🀝 SolidaritΓ© jeunesse
πŸ”— REJOIGNEZ-NOUS
πŸ“ž Contact : 038 56 605 92

Jeunes Actifs d'Ivato   JAI   |  Coucou les jeunes ! π™„π™‰π™Šπ™‰π˜Ό π™„π™‡π˜Όπ™” π™„π™π˜Όπ™‰π˜Όπ™Š π™ƒπ™Š π™Žπ˜Όπ™†π˜Όπ™‰π˜Ό π™π™Šπ˜Όπ™‰π˜Ό ? Rehefa manao entretien dia mate...
30/11/2025

Jeunes Actifs d'Ivato JAI | Coucou les jeunes !
π™„π™‰π™Šπ™‰π˜Ό π™„π™‡π˜Όπ™” π™„π™π˜Όπ™‰π˜Όπ™Š π™ƒπ™Š π™Žπ˜Όπ™†π˜Όπ™‰π˜Ό π™π™Šπ˜Όπ™‰π˜Ό ?
Rehefa manao entretien dia matetika ianao recaler ?
β€’ MaΓ±ana tahoatra ve ?
β€’ Misy stress ihany koa ?
β€’ Tsy mahay mamaly ?
β€’ Mangovitra ?
β€’ Menatra ?
β€’ Sa ny CV sy ny LM no tsy tomombana ?

πŸ‘‰πŸΌ Mety mbola misy e !? Fa izao , eto izahay hanampy sy HI-ACCOMPAGNER anao , izay no atom-pisianay ! Dieny hanampy anao , handrosonao fa tsy ho resin'ireo sakana tsy afahanao mandroso , isika Tanora manko dia mbola ao anatin'ny hery sy tanjaka tsara , ary mbola manana fotoana ihany koa . Ka andao profitena ny hatanorana e ! Tsy hatoritory fa ndao hanomana ny ho avy πŸ₯°

πŸ’‘ FORMATION :
Hisy formation karakarainay eto ivato , tsy natao hitadiavana vola fa natao ho hanampiana anao , anafaka anao , hanova ny fijerinao .
Tsy te ho be resaka izahay fa action no ho ataonay dia impact no handrasanay aminareo .
Raha vonona ianao dia mandefasa message privΓ© aminay πŸ₯°
Tianay loatra ianareo Tanoran'Ivato ka hanampy anareo izahay πŸ₯°

πŸ“ž | 0385660592
πŸ“§ | [email protected]
🚩 | Ivato aéroport

́s

🚨  𝙅.𝘼.𝙄 : '' π™…π™šπ™ͺπ™£π™šπ™¨ π˜Όπ™˜π™©π™žπ™›π™¨ 𝙙'𝙄𝙫𝙖𝙩𝙀 ''π™π˜Όπ™‰π™Šπ™π˜Όπ™‰'π™„π™‘π˜Όπ™π™Š 𝙑𝙀 π™„π˜Όπ™‰π˜Όπ™Š ? π™‰π˜Όπ™π˜Όπ™Š π™ƒπ™Š π˜Όπ™‰π˜Όπ™Š 𝙄𝙏𝙔 ! β€’ ➑️ Raha ianao ilay manana olana ami...
25/11/2025

🚨 𝙅.𝘼.𝙄 : '' π™…π™šπ™ͺπ™£π™šπ™¨ π˜Όπ™˜π™©π™žπ™›π™¨ 𝙙'𝙄𝙫𝙖𝙩𝙀 ''
π™π˜Όπ™‰π™Šπ™π˜Όπ™‰'π™„π™‘π˜Όπ™π™Š 𝙑𝙀 π™„π˜Όπ™‰π˜Όπ™Š ? π™‰π˜Όπ™π˜Όπ™Š π™ƒπ™Š π˜Όπ™‰π˜Όπ™Š 𝙄𝙏𝙔 !
β€’ ➑️ Raha ianao ilay manana olana amin'ny fitadiavana asa
β€’ ➑️ Raha ianao ilay tsy manana fasahiana rehefa hi-postule anaty asa
β€’ ➑️ Tsy fatanao akory ny lalΓ nan'ny asa
β€’ ➑️ Hoe ahoana ny tokony atao rehefa hanao entretien , ahoana no tokony ho endrikin'ny cv , lettre de motivation , ny fiankanjo sns...
β€’βž‘οΈ Tsy sahy ianao manomboka zavatra ho anao .

πŸ‘‰πŸΌ NDAO FA HATORONAY , HO ASEHONAY ANAY ANAO NY LALANA TOKONY HIZORANAO , REHEFA AVY MIOFANA ATO IANAO DIA HITANAO FA HISY '' IMPACT '' BE AMIN'NY FASAHINAO , SY AMIN'NY HO AVINAO NY NIDIRANAO TATO AMIN'NY Jeunes Actifs d'Ivato JAI

🎯NY TANJONAY ?
- HANALA NY SAKANA REHETRA TSY AFAHANAO MIDITRA AMIN'NY ASA ,
- HANAMPY ANAO, HI-ACCOMPAGNER ANAO AMIN'IZAY ATAONAO
- AHATONGA ANAO HALALA MISIMISY KOKOA NY SEHATRIN'NY ASA .
- HAFATARANAO NY TOKONY ATAO REHETRA AMIN'NY SEHATRIN'NY ASA .

❀️ Ndao ary hiaraka aminay ! Ianao sisa no handrasanay ❀️πŸ₯°
πŸ“ž | 038 20 670 14
πŸ“§ | [email protected]

́s

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeunes Actifs d'Ivato JAI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed recruitment company?

Share