Longrich by JESS

Longrich by JESS Vente et recruitment membre longrich

3 nouveaux D1
18/03/2021

3 nouveaux D1

Salama daholo🙋Te hanodim-bola ve enao ary tsy te ho perte? Mety aminao ny Business Longrich💎Marihana fa tsy voatery miva...
03/02/2021

Salama daholo🙋

Te hanodim-bola ve enao ary tsy te ho perte? Mety aminao ny Business Longrich💎

Marihana fa tsy voatery mivarotra enao fa afaka mampiasa🤗

Ny vokatra dia 💯 natoraly ary tsisy voka-dratsy @ vatana🍃

Inona atao raha hiditra membre?

☑️Mividy pack produits
☑️Mameno fiche d'inscription

Ary tombotsoan'ny membre?

👍Mahazo produits @ prix de gros
👍Mahazo point ahafahana miakatra grade sy statut
👍Misitraka bonus isankarazany

Maro ny loka ho azonao raha miasa tsara ianao sy ny olona entinao toy ny:
🎀💸💰🛩🚗🏡🎀

⚡Longrich business assuré⚡
Pour plus d'infos,
MP 💌
📞032 27 420 33

Better life, better future🍃
20/01/2021

Better life, better future🍃

Mbalatsara jiabyFaly izaho manambara aminareo fa efa misokatra aminy fomba offisialy ny boutique tsika eto a ambilobe iz...
06/01/2021

Mbalatsara jiaby
Faly izaho manambara aminareo fa efa misokatra aminy fomba offisialy ny boutique tsika eto a ambilobe izay ahitanao produit longrich isankarazany, ho anao izay efa membre ihany koa die aza misalasala manantona.stokiste nosybe izahay fa afaka ny manjifa tsara anao ary afaka manome soso-kevitra maro isanakarazany amin'ny fomba mety ampandeha ny produit anao
Karibo ary ee

10/12/2020

Mbolatsara jiaby🙋‍♀️
Ity misy tolotr'asa ho anao zay tia mivarotra,sy mazoto hiditra amin'ny resaka marqueting.
Mety hahasoa anao izity.Tsy mifidy sarangan'olona ary tsy mifidy taogno.
📍Karama?➡️Tsy voatery karama par mois fa rehefa mahatratra ny vente zay tratragny direct efa PAYÉ
📍Condition:➡️Mila olo disponible,➡️mila olo mazoto sy tia miasa;➡️Mila misy CIN avio➡️ mila Magneky ny condition izay hifanarahagna aminao ianao.
Misy fivoriagna amin'ny Samedi ho avy zao ka izay liagna jiaby die afaka mandefa message privé.
▶️Aleo direct mandefa message privé fa tsy magnano commentaire MP fo zay vonogno.
Merci😊

Maniry te hikarakara vatana ianao?afaka manontany sao misy mahaliana ano ny produit longrich zay misy ato aminaykaribo o
09/12/2020

Maniry te hikarakara vatana ianao?afaka manontany sao misy mahaliana ano ny produit longrich zay misy ato aminay
karibo o

disponible chez KARIBO D/S
07/12/2020

disponible chez KARIBO D/S

Misaotra an'Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny Conference zay nataonay tao amin'ny NIRVANA.misaotra anareo Koa zay ...
09/11/2020

Misaotra an'Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny Conference zay nataonay tao amin'ny NIRVANA.misaotra anareo Koa zay namaly ny antsonay ka navy nomoaly,Nahafinaritra ny resaka sy ny fifampizarana taminareo ary faly koa zahay satria tsy very fotoana tonga taty fa maromaro ireo izay efa vonona hiaramiasa aminay.nisy ny fizarana cadeau ,nisy maro ireo zay efa membre vonona hiarahiasa aminay ihany koa.
Misaotra an'i Longrich koa zahay satria izy no NAMPIRAY ary tena mahafinaritra ny Aventure zahay iarahanay Aminy.misaotra reo namana maromaro zay niara nisalahy taminay ka nahatanterahanay izao conference zao agnisan'izay Mr Vivien,Mr Anthonix、,Nirvana,Radio Ankoay,Radio Mbs,Boutique magnitry cacao,Madame Rinah,Ecole Blanche Neige,...
Magnategna fiarahamiasa tsika jiaby mba hitohy hatrany🙇💡

❤️
04/11/2020

❤️

Merci bcp madamo Soa Ambilobe
04/11/2020

Merci bcp madamo Soa Ambilobe

Address

Diego

Telephone

+261329264013

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Longrich by JESS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Longrich by JESS:

Share