Maison des Jeunes Diégo

Maison des Jeunes Diégo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Maison des Jeunes Diégo, Lazaret Sud, Diégo-Suarez.

Hoan'ny Tanora rehetra tsy ankanavaka, efa misokatra indray ny fisoratana anarana amin'ny "Cours de langue allemande" sy...
09/10/2023

Hoan'ny Tanora rehetra tsy ankanavaka, efa misokatra indray ny fisoratana anarana amin'ny "Cours de langue allemande" sy "cours informatique bureautique et internet" ato amin'ny Maison des Jeunes Diégo.
- Langue allemande : 1h30 par séance, 3 fois par semaine
Lundi, Mercredi et Vendredi amin'ny 08h00 - 09h30
- Informatique : 2h00 par séance, 5 fois par semaine
Mari et Jeudi de 08h à 10h00
Lundi, Mardi et Jeudi : 14h30 - 16h30
Olona iray, ordinateur iray.
- Sarany (droit) :
Membre : 10 000 ariary
Tsy membres : 25 000 ariary
Tsy maintsy tena mahay vao miala ato.
Fitaovana (outils) entina mampianatra raitra.

24/09/2023

Ampafantarina antsika Tanora jiaby auto anatin'ny faritra DIANA fa misy appel à Projet Izay ataony UNICEF, ka ireo Tanora tsara Projet Indrindra no hivatsian'ny UNICEF, nohon'ny izany manentanana ampanajana antsika Président Association des jeunes sy Jeunes Izay interressé jiaby mba ho tonga hivory ao @ Maison des jeunes Diego amaray lundi 25 septembre à 11h00 tsy diso ho fanampim-panazavana.. Ampitampitao

FORMATION EN ELECTRICITE SPECIALE VACANCENatao hoan'ny rehetra. Andiany faharoa (2è promotion) izay ahitana ny "éclairag...
10/08/2023

FORMATION EN ELECTRICITE SPECIALE VACANCE
Natao hoan'ny rehetra.
Andiany faharoa (2è promotion) izay ahitana ny "éclairage à domicile", " dépannage" isan-karazanay .
Fisoratana anarana "Accueil" Maison des Jeunes Diégo
Droit :
Membre : 10 000 ariary
Tsy membre : 16 000 ariary
Andro fianarana : Alarobia sy Asabotsy amin'ny 09h30 - 11h30
Faharetany : 45 andro
Fanazavana fanampiny : 032 55 055 41/ 034 20 620 20
Toerana voafetra.

Mitohy hatrany ny "Cours de langue anglaise" ato amin'ny Maison des Jeunes Diégo, izay hiarahana amin'ny Association MAM...
01/08/2023

Mitohy hatrany ny "Cours de langue anglaise" ato amin'ny Maison des Jeunes Diégo, izay hiarahana amin'ny Association MAMJ (Membre Actif de la Maison des Jeunes).
Mandritra izao vacance izao, betsaka ny zavatra azonao atao ho fialam-boly sy fianara ato, tongava miditra mpikambana (membre) mba afahanao mahazo tombony.

Mitombo hatrany ny fankafizan'reo tanora eto Diégo-Suarez ny taranja "tennis de table" na "ping-pong" ato amin'ny Maison...
10/07/2023

Mitombo hatrany ny fankafizan'reo tanora eto Diégo-Suarez ny taranja "tennis de table" na "ping-pong" ato amin'ny Maison des Jeunes Diégo.
Maro karazany ny zavatra mety hianarana sy hialana voly ato amin'ity toerana ity ka manafatra hatrany ireo tanora indrindra fa ireo izay mbola tsy mpikambana mba ho tonga.
"Vacance" ny andro ento miala voly sy manovo fahalalana ato amin'ny Maison des Jeunes Diégo.

05/07/2023
02/07/2023

Efa naverina eny anivon'ny Fokontany ny lisitry ny mpifidy nofaranana ny 10 jona 2023 lasa teo.

Mitohy hatramin'ny 06 jolay 2023 ho avy izao ny fotoana hahafahanao olompirenena tomponandraikitra:
- misoratra anarana eny anivon'ny biraom-pokontany misy anao, raha tsy mbola nanao izany;
- manamarina izay mombamomba anao voasoratra ao anaty lisitra, sao sanatria misy diso na latsaka izay voasoratra momba anao;
- Mametraka fitarainana raha efa nisoratra ianao kanefa tsy mbola ao
- Manao fanoherana amin'izay anaran'olona fantatrao fa tsy tokony ho voasoratra ao anaty lisitra kanefa hitanao ao.

FORMAION CONTINUE"Cours informatique de base" ato amin'ny Maison des Jeunes Diégo.Efa misokatra ny fisoratana anarana at...
29/06/2023

FORMAION CONTINUE
"Cours informatique de base" ato amin'ny Maison des Jeunes Diégo.
Efa misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny "Accueil" na amin'ny "Salle informatique".
Droit :
-Membre : 10 000ar
- Tsy membre : 25 000ar
Fidirana: 13 juillet 2023
Fianarana: Alarobia, Alakamisy ary Zoma amin'ny 08 ora 15 mn ny fidirana.
faharetany : 01 volana isakin'ny an-diany
Olona iray isakin'ny Ordinateur.
Mpampianatra za-draraha fitaovana entina mampianatra raitra.
Mahazo "certificat" ara-panjakana amin'ny farany fiofanana.
Tongava malaky fa voafetra ny toerana.

Recrutement chez Galana Antsiranana"Affichage à la Maison des Jeunes Diégo"
20/05/2023

Recrutement chez Galana Antsiranana
"Affichage à la Maison des Jeunes Diégo"

Ho antsika eto Diégo-Suarez, efa misokatra ny fisoratana anarana amin'ny fampiofanana momba ny "électricité" ato ato ami...
20/05/2023

Ho antsika eto Diégo-Suarez, efa misokatra ny fisoratana anarana amin'ny fampiofanana momba ny "électricité" ato ato amin'ny Maison des Jeunes Diégo.
Mampianatra momba ny "Installation à domicile", sy fanamboarana ireo fitaovana ao an-tokantrano toy ny :
- fer à repasser
- Rice cooker
- Cuisinière Electric
- Frigideur & congélateur
- Chauffe eau, ....
Fidirana : 07 juin 2023
Fianarana : in-droa isan-kerinandro mandritra ny 1 volana sy tapany (Alarobia sy Asabotsy)
Ora: 09 - 11ora
Sarany: 16 000 ariary
Fisoratana anarana ; "Accueil" Maison des Jeunes Diégo akaikin'ny stade Municipal.
Natao ho anao tsy manana asa sy tia mampitombo traikefa ary te-hamorona asa hoan'ny tenany manokana.
Mahazo "certificat" ara-panjakana rehefa vita ny fianarana
Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana amin'ny andiany voalohany izao.
Fiofanana mitohy hatrany.

Address

Lazaret Sud
Diégo-Suarez
201

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison des Jeunes Diégo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share