Effort Agency

Effort Agency Nous sommes une entreprise qui met en relation les employeurs et les demandeurs d'emploi pour réduire le taux de chômage dans le pays.

01/11/2025
16/10/2025

Iangaviana halefa mailaka h@ 30 octobre 2025 @ adiresy "[email protected]'' ny dossiers (CV + karama heritreretina) ho an'izay liana amin'ireto asa manaraka ireto fa ireto no asa ilaina olona MAIKA indray izao :

- réceptionnistes (03) lahy na vavy
- femmes de chambres (02) vavy mazava ho azy
- commis de cuisine (01) lahy na vavy tena mahay mikarakara sakafo indrindra sakafo maraina
- manasa sy mipasoka lamba (01)

Marihina fa alefa mailaka ny dossiers fa olona hiasa @ Trano fandraisam-bahiny eto Antsirabe nankinin'ny olona taminay no ilaina ka izay voafidy ihany no ho voaantso @ ''entretien''.

C'EST POUR VOUS LES JEUNES
09/11/2024

C'EST POUR VOUS LES JEUNES

Address

Tomboarivo
Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Effort Agency posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share