11/08/2025
ZAY ZA VAO RESILAHATRA FA MARINA ILAY TENIN'i Koto fa niveau T3 ny ankamaroan'ny Malagasy.
Vakio tsara anie ny commentaires amin'ity PUB ambany ity e! đđ
https://www.facebook.com/100069156425992/posts/1081816960800175/?app=fbl
Raha malahelo na tezitra koa enao mahita an'le PUB de mitovy niveau amin'ireo.
Mifona Mifonađđđ
https://www.facebook.com/100069156425992/posts/1081816960800175/?app=fbl
â ïžâ ïžâ ïž Ankadifotsy â Breaking news
Olona iray no tratra nanao solomasony teo amboninâny lohany ohatranâny « serre-tĂȘte » ka notazomina avy hatrany ato aminâny boutique Phoenix.mg Ankadifotsy.
đ Rehefa natao ny fanadihadiana dia fantatra fa tsy namaky ilay « fiche dâentretien de lunettes » natolotra azy taminâizy nividy solomaso ity ranamana ity ka tsy nahafantatra fa tena manimba solomaso ny fanaovana azy eo ambony loha.
âŒïž Vokany : Sady lasa malalaka be ny tahonâilay solomaso no maloto be feno sĂ©bum ( menaka naturel avy aminâny volo) ilay verre anâilay solomasony.
đ§° Mbola mitohy ny fanadihadiana ary hiakatra ato aminâny atelier tsy ho ela ilay solomaso hamerenana ny tahony aminâny laoniny sy hanadiovana ilay solomaso aminâny machine de nettoyage Ă ultrasons.
__________________________________
đ Boutique PHOENIX.mg Ankadifotsy
đ Horaires : Lundi - Samedi, 9h Ă 17h
âïž Contact : 034 51 442 77
đ
żïž Parking : devant la boutique et Ă proximitĂ©
â
Livraison : Ă TanĂ et en province
đ CoordonĂ©e GPS: 4G3F+HCM, Rue James Ratsima, Antananarivo