Talentan'ny Mino

Talentan'ny Mino Ny Talentanao, ampiasao, ho Azy Tomponao...

✨ Talentan'i Mino ✨Groupe Tsiaro
19/04/2026

✨ Talentan'i Mino
✨Groupe Tsiaro

19/04/2026

Ho Voninahitr'Izy Tompo hatrany.. Indreo ny ankizy fa tafakatra ny Dingana manaraka daholo. Mankasitraka anareo Mpanohana hatrany ihany koa,

18/04/2026

✨ Miderà an'i Jehovah 🙏
Hiaino an'ireto zandrintsika ireto ndray isika😊✨

💒 FJKM MANARINTSOA FINOANA

17/04/2026

✨Mirary zoma mafinaritra ho antsika mpanaraka ny pejy✨
✨ Medley 💟
🎤 Arinony Arïi Maheritiana Noëla Tiavina Andrianina Faniry Nasandratra Missah Notahiana Andriatiana

💒 FJKM MANARINTSOA FINOANA

13/04/2026

✨Ampiasao ho azy ny talentanao ✨
_Ndao ndray hiaino an'i Missah Notahiana Andriatiana sy Fanilompitiavana Andrianarisoa isika 🥳

-Tsy Hangina(Joseph d'Af)
-Babo (Rojo Ny Avo)
💒 FJKM MANARINTSOA FINOANA

12/04/2026

Ndao ntsika hiaino Kely an'i Arinony Arïi sy Tiavina Andrianina ✨

_FJKM Manarintsoa Finoana

09/04/2026

✨ Varavaran'i Lanitra ✨
_Manasa anao hanaraka ny page foana ah🥳✨

# Espace Loharano
# Talentan'ny Mino

04/04/2026

📖 “Fa voavono Kristy, P***a ho antsika…”

🌅 Tonga indray ilay andro lehibe indrindra amin’ny taona — andro natokana hivavahana 🙏 sy hanamasinana tena, hanomezana voninahitra an’Andriamanitra noho ny famonjena sy ny fitiavana lehibe nasehony tamin’izao tontolo izao ❤️.

'ny Mino.

🤝
12/02/2026

🤝

Address

Lot B 325 A Bis Anatihazo Isotry
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Talentan'ny Mino posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category