09/09/2025
Bachelier cette année ? ☺️Manana projet hanao au pair 🇩🇪? Sa FSJ ? Efa manana certificat CGM ve ? 📄
Si oui Afaka manampy anareo izahay ☺️
👉 Afaka mitady famille d'accueil
👉 Mikarakara ny taratasy rehetra
👉Misahana ny resaka Termin
👉Misy ihany koa ny coaching amin'ny étape rehetra anisan'izany n'y entretien ao amin'ny ambassade
Raisinay avokoa na lehilahy na vehivavy 📌📩