Ank'Izy-Team Ambohimanarina

Ank'Izy-Team Ambohimanarina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ank'Izy-Team Ambohimanarina, Antananarivo.

14/01/2025

** Ensemble, devenons Ank'Izy**

🇲🇬 - Maro tokoa ireo efa niandry ity fotoana ity,🙀

Ka tonga ary izy ity ahafahana miaraka aminay indray.

Tia ankizy ianao, tia manampy ihany koa. Tia manome ny tsara indrindra. Mipetraka eto Antananarivo. Andao alototra an'ireo Ankizy tena mila izany ary amin'ny alalan'ny firotsahana an-tsitrapo.💛

Tsidio ity rohy ity :
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdoqWTLlKByU35vD2ggs2PYFvJVoZRqUQzQdANQBaniurhKHA/viewform?usp=pp_url

Alefaso alohan'ny 21 Janoary 2025 izao ny fisoratana anarana.🏃🏻‍♂️

--------

🇨🇵 - Beaucoup attendaient avec impatience ce moment,🙀

Et le voici enfin, l’occasion de nous rejoindre à nouveau.

Vous aimez les enfants, vous aimez aussi aider. Vous aimez donner le meilleur de vous-même. Vous êtes basé à Antananarivo. Engageons-nous pour ceux qui en ont réellement besoin, grâce au bénévolat.💛

Visitez ce lien :
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdoqWTLlKByU35vD2ggs2PYFvJVoZRqUQzQdANQBaniurhKHA/viewform?usp=pp_url

Envoyez votre inscription avant le 21 janvier 2025.🏃🏻‍♂️

05/01/2025

🇲🇬 - 🎉 Miarahaba anao nahatratra ny Taona vaovao 2025 ! 🎉

Nifarana iny ny taona 2024, eto izahay dia manolotra ny firariantsoa feno mandritra ity taona vaovao ity. Enga anie ny 2025 hitondra fahasambarana, fahasalamana ary fahombiazana ho anao sy ny fianakavianao.

Noho ny fanohananao dia nahatratra ny tanjona izahay : fisitrahan'ny ankizy malagasy ny fanabeazana mendrika ary hoavy mamiratra. Niara-naneho isika fa ny fitiavana sy ny firaisankina no afaka manova fiainana.

Amin’ity taona vaovao ity, mbola vonona hatrany izahay ny hanohy izay ezaka rehetra natao. Ny fifaliana, ny fandrosoana, ary ny fanatanterahana ny nofinofin'ireo ankizy rehetra ireo dia fandresena hiarahan-tsika misitraka.

Misaotra tamin’ny fitokisana sy ny fanomezan-tanana. Andao hiaraka hanohy ny ezaka mba ho tena ankin'ny ho avy izy. ❤️

Ank’Izy : Ankin’ny Ho Avy Izy


🇨🇵 - 🎉 Bonne année 2025 ! 🎉

Alors que 2024 s’achève, nous souhaitons vous adresser nos vœux les plus chaleureux pour cette nouvelle année. Que 2025 soit synonyme de bonheur, de santé et de réussite pour vous et vos proches.

Grâce à votre soutien, nous avons pu continuer notre mission : offrir aux enfants malgaches une éducation de qualité et bâtir avec eux un avenir meilleur. Ensemble, nous avons prouvé que l'amour et la solidarité peuvent transformer des vies.

En 2025, nous sommes plus motivés que jamais à poursuivre cet engagement. Chaque sourire d’enfant, chaque progrès, chaque rêve qui prend forme est une victoire partagée avec vous.

Merci pour votre confiance et votre générosité. Continuons, main dans la main, à illuminer l’avenir de nos ankizy. ❤️

Ank’Izy : Ankin’ny Ho Avy Izy

11/09/2024
18/04/2024

[ 𝘼𝙣𝙠'𝙄𝙯𝙮 ? 𝙄𝙯𝙖 𝙩𝙤𝙠𝙤𝙖 𝙢𝙤𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮 ? 🧐💥]

Efa in-betsaka ihany izahay no namaly io fanontaniana io, ary samy manana ny famaritany sy ny fahitany an'ny Ank'Izy ihany koa isika rehetra. ☺️

Amin’ity indray mitoraka ity ary dia aleo mba fahitan'olon-kafa ny fikambanana indray no zaraina aminareo eh ! 😁

Manasa antsika rehetra ary hamaky an’ity lahatsoratra an-gazety iray ity 🤓📰🗞

Ary mamerina ny fisaorana ho an’ny gazety TAF’ITA sy ny mpanao gazety ao nanao ity fanadihadihana ity 🤝✨



Famarananay ny hetsika tao @ EPP Ambodihady😊  'Izy-TeamAmbohimanarina
01/04/2024

Famarananay ny hetsika tao @ EPP Ambodihady😊
'Izy-TeamAmbohimanarina

Bon anniversaire🥳🎂✨ ! Que cette année soit remplie de reconnaissance pour l'impact positif que tu as sur la vie de tant ...
15/03/2024

Bon anniversaire🥳🎂✨ ! Que cette année soit remplie de reconnaissance pour l'impact positif que tu as sur la vie de tant d'enfants.✨
MaMalala Freda Rakotoarizao

10/03/2024

🇲🇬 [ ANK'IZY : 7 TAONA ]

🎉 10 Martsa 2017 - 10 Martsa 2024 🎉

7 taona anio tokoa no ny nanorenana ny Association Ank'Izy. 🥳
7 taona nisiana.
7 taona nijoroana.
7 taona nifampizarana.
Fa indrindra, 7 taona feno fitiavana.
Ary 7 taona nahafahana nivoatra hatrany sy nandray lesona.

Miarahaba ny mpirotsaka antsitrapo Ank'Izy rehetra nahatratra izao faha-fito taona antsika izao, noho ianareo no mbola mampandroso antsika foana hatramin'izay ka hatramin'izao.✨

Ary arabaina manokana i Zoky Ranoelimanana Dimby , Filoha Mpanorina ny Association Ank'Izy. Misaotra noho izay 7 taona izay. 🌞

🤍 HO AN'IREO ZANDRY HATRANY

👉 Alefaso ao anaty "commentaire" daholo ary ireo sarinareo tato amin'ny Ank'Izy na tantarao daholo koa ireo fotoana mamy rehetra niainanareo tato. 💌



🇨🇵 [ ANK'IZY : 7 ANS ]

🎉 10 Mars 2017 - 10 Mars 2024 🎉

7 ans aujourd'hui que l'association Ank'Izy a été fondée . 🥳
7 ans d'existence, 7 ans d'expériences.
7 ans de joie et d'émoi.
7 ans de partage.
Mais surtout, 7 ans d'amour.
Et 7 ans où l'on a grandi malgré les difficultés rencontrées sur le chemin.

Mille merci à nos très chers bénévoles. Merci car c'est grâce à vous si nous avons pu avancer depuis tout ce temps et jusqu'à maintenant. ✨

Et félicitations à zoky Ranoelimanana Dimby , Président Fondateur de l'association Ank'Izy.
Merci pour ces 7 ans. 🌞

👉 Mettez en commentaire vos photos prises pendant les activités ou évènements de l'association Ank'Izy, ou racontez nous les moments forts / fous que vous avez passé avec nous. 💌

🤍 POUR NOS ZANDRY



02/03/2024

Mahafinaritra ny miaraka amin'ny ankizy.🐰

Ny anio ankin'ny ho avy. EPP Ambodihady"Education is the most powerful weapon you can use to change the world"
02/03/2024

Ny anio ankin'ny ho avy.
EPP Ambodihady
"Education is the most powerful weapon you can use to change the world"

Ny anionay:Hetsika voalohany tao amin'ny EPP Ambodihady,niarahana tamin'ny classe de 8eme.
24/02/2024

Ny anionay:Hetsika voalohany tao amin'ny EPP Ambodihady,niarahana tamin'ny classe de 8eme.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ank'Izy-Team Ambohimanarina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share