ASA Jirogasy

ASA Jirogasy Sehatra izay izaran'ny orinasa Jirogasy ny tolotr'asa izay misy ao aminy ahitana tolotr'asa samifaha

Hey👋 , ndao ifampizara indray isika rehetra ary izahay manokana hanoro hevitra amin'ny maha mpampiasa momban'ny fitadiav...
17/10/2023

Hey👋 , ndao ifampizara indray isika rehetra ary izahay manokana hanoro hevitra amin'ny maha mpampiasa momban'ny fitadiavana asa indrindra isika tanora.

Betsaka amin-tsika izao no mitady asa ary manaraka recrutement rehetra izay mandalo ary mandefa candidature ama-polony maro fa dia tsy mahazo na entretien aza, fa ahoana marina, fa inona no tsy mety?
Marina fa sarotra ny mitady asa eto amin-tsika satria dia tsy maharaka ny tanora miditra amin'ny sehatrin'ny asa ny tolotr'asa izay misy, nefa na dia izany dia misy foana ny voaray mahita asa foana tsy mba mandalo chomage ela be , inona ny secret an'ireny olona ireny sa ve tsara vintana izy ireny🤔?

Tsia dia tsia, toy ny fiainana andavandro ihany ny fitadiavana mpiasa mialohany hijerena ny fahaizany sy ny expérience ananay dia zava-dehibe amin'ny mpampiasa ny tenenao, personnalité anao sy ny fitondra-tenanao izay ezahany jerena amin'ny alalan'ny dosiers izay alefanao aminy.
Ireto misy hadisoana vitsivitsy izay matetika hitanay ary tena mety betsaka isika manao an'ireo ka miteraka ny "refus candidature" nalefa:

- Mandefa dossier par mail dia tsisy "Objet " tsisy misy contenu mihitsy ilay mail fa dia CV no ao. Ahoana moa raha ianao marina no hivarotra zavatra amin'olona anankiray dia na dia fiarahabana aza tsy ataonao azy

- Manao transfert mail amin'ny mpampiasa ny mail izay nalefa amin'ny mpampiasa hafa. Angamba azo-tsika fa raha manana olona roa hanaovana rdv ianao ka ampahafantarinao azy roa izany dia tsy ho tian'olona mety hadratra azy ary maneho koa fa tsy dia liana aminy ianao

- CV tsy à jour fa efa ela be no alefa

Mbola misy betsaka azo tanisaina fa dia ho feno ty publication raha hatao eto daholo ka aleo isika no hifampizara ny valin-teny azo-tsika dia izahay hiezaka hanoro ny tsirairay ao amin'ny commentaire.

Au clavier

Aiza daholo amin'izay ilay hoe commercial(e) ireny? misy future loup ou louve de Jirogasy fa tsy loup de wall street ny ...
16/10/2023

Aiza daholo amin'izay ilay hoe commercial(e) ireny? misy future loup ou louve de Jirogasy fa tsy loup de wall street ny antsika eto😆?

Tolotra hoan'ny olona tia mivarotra sy ny manodidina azy , vonjevonjeo fa mety ianao ilay mpiara-miasa Jirogasy vaovao , alefa avy hatrany amin'ny mail ny CV : [email protected]

Au clavier...

Fa mba inona marina ilay Jirogasy e🤔? Raha ianao izao no hanontanian'olona anio dia mba inona re ny valin-teninao e?Fant...
15/10/2023

Fa mba inona marina ilay Jirogasy e🤔? Raha ianao izao no hanontanian'olona anio dia mba inona re ny valin-teninao e?

Fantaro fa Jirogasy dia orinasa malagasy efa niorina taona vitsivitsy izay misehatra amin'ny sehatra énergie renouvelable avy amin'ny herin'ny masoandro. Inona no mampiavaka azy amin'ny orinasa manaparitaka fitaovana mandeha amin'ny herin'ny masoandro?

Mamorona sy mamokatra eto antoerana izahay, eny tsy diso fijery ianao fa dia tena mamokatra sy mamorona io misoratra ary izay tokoa no ataonay🙂, tsy distributeur de marque izahay na koa mpanao import fa dia izay vitanay no amidinay.

Betsaka ny tsy mino, fa ahoana f'angaha maninona isika no voatery tsy maintsy hanafatra ny efa vita avy any ivelany foana, fa dia tena tsy mahavita marina ve isika malagasy?

Mahavita isika isika rehefa mikiry ary manana fahavonona hanadratra ny vokatra malagasy.

Eo ary hoe mba teneno anarana vokatra jirogasy iray mba fantatrao inona avy ny zavatra azo aminy.

Au clavier...

RAIKITRA ARY IZY ITY !!!📣 **TONGA SOA ETO AMIN'NY JIROGASY! RECRUTEMENT ATAO IZAO!** 🌟Manasa anao hanatrika ny ekipa man...
14/10/2023

RAIKITRA ARY IZY ITY !!!

📣 **TONGA SOA ETO AMIN'NY JIROGASY! RECRUTEMENT ATAO IZAO!** 🌟

Manasa anao hanatrika ny ekipa mandray anjara amin'ny fiovana amin'ny sehatry ny hery masoandro eto Madagascar! 🌞

🔍 **Zavatra tadiavinay izao :**
- DEUX (2) TECHNICIEN(NE)S
- UN(E) RESPONSABLE LOGISTIQUE
- UN STAGIAIRE RESPONSABLE ADMINISTRATIF(H/F)

Manana fahalalana amin'ny sehatry ny hery masoandro, logistique sa administratif ve ianao? Tia hanampy amin'ny ho avy masoandro eto Madagascar ve ianao? Izahay dia maniry ianao ao amin'ny ekipanay

Mba hiditra, alefaso ny CV-nao any amin'ny 📧 [email protected]

Mba hahalala kokoa, jereo eto : https://jirogasy.com

Aza adino ny mizara izao hafatra izao amin'ny namana sy ny rehetra manodidina anao! 🤝

Hey ✋, mifarana sahady ity ny herinandro zoma sahady fotoana ahafahatsika mifampizara ny amin'ny tontolo ny asa.Ahoana m...
13/10/2023

Hey ✋, mifarana sahady ity ny herinandro zoma sahady fotoana ahafahatsika mifampizara ny amin'ny tontolo ny asa.

Ahoana marina moa raha ny asa indray no manantona anao fa tsy ianao no mitady asa🤷‍♂️?
Izay no tanjo-tsika amin'ity pejy ity indrindra moa hoan'ireo sy dia ho alefa aminareo mivantana amin'ny hafatra miafina ny tolotra rehetra izay alefany Jirogasy ao ianao dia afaka mametraka ny heure d'entretien izay tianao sy date mety aminao.

Eo ary hoe mba soraty ao amin'ny commentaire ny asa tiana hatao amin'ireto manaraka ireto:
- Electrotechnicien(ne)🛠🔧🪛
- Responsable administratif📓📋📚
- Responsable logistique 🛳✈️🚖
- Responsable de communication 🎧🎥📽
- Ingénieur R&D 👨‍🔧
- Vendeur en magasin
- Commercial(e)
- Livreur
- Agent de relai
Sns maro tsy voatanisa...

Au clavier 🙂🙂🙂

Pejy vaovao be hoan-tsika mpanaraka ny Jirogasy , natao hizarainay ny tolotr'asa rehetra sy stage de fin d'étude izay mi...
12/10/2023

Pejy vaovao be hoan-tsika mpanaraka ny Jirogasy , natao hizarainay ny tolotr'asa rehetra sy stage de fin d'étude izay misy ao amin'ny jirogasy na eto Antananarivo na hoan'ny any amin'ny faritra.

Hoanao izay mitady asa dia natao ho anao ity pejy ity , araho tsy tapaka taggeo ny namana hahafahanao manatevin-daharana ny Ekipa Jirogasy.

Jereo hatrany ny pejy fa halefa eto tsy hoe ela ny offre d'emploi voalohany sy stage.🙂🙂🙂

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ASA Jirogasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ASA Jirogasy:

Share

Category