17/08/2026
📢 MITADY COMMERCIAUX IASA SUR TERRAIN MIISA 40 BE IZAO 📢
Tianao ve ny mifandray amin’ny olona, mahay mandresy lahatra ary vonona hiatrika fanamby? Mitady Commercial(e)s terrain izahay, lahy sy vavy, hanatevin-daharana ny ekipa.
Traikefa ilaina :
✓ Mahay mifandray sy mifampiresaka amin’olona
✓ Mazoto sy mavitrika ary mahazaka asa sur terrain
✓Tombony raha efa manana traikefa amin’ny varotra
✓ Olona matotra, manana fahavononana
💰 Tambiny sy tombony :
✓ Karama isan’andro
✓ Fiofanana sy fanohanana amin’ny asa
Tsy voatery mitondra CV — Kara-panondro no ilaina!
📅 Daty sy toerana hanaovana ny entretien :
20 sy 21 Aogositra, manomboka @ 9 ora hatramin'ny 4 ora hariva
📍 Toerana : RedZone Ampandrana Bel-Air (akaikin'ny Pho Resto sy CASINO)
☎️ Contact : 034 19 733 86 / 038 14 678 01