Gasy mila miasa

Gasy mila miasa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy mila miasa, Employment agency, Antananarivo.

31/05/2024
𝟏𝟎𝟎 % 𝐭𝐞́𝐥𝐞́𝐭𝐫𝐚𝐯𝐚𝐢𝐥 - 𝐭𝐞́𝐥𝐞́-𝐞𝐧𝐪𝐮𝐞̂𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐬𝐨𝐧𝐝𝐚𝐠𝐞   ✔️Avoir une bonne élocution et le goût du contact téléphonique✔️Avoir ...
22/05/2024

𝟏𝟎𝟎 % 𝐭𝐞́𝐥𝐞́𝐭𝐫𝐚𝐯𝐚𝐢𝐥 - 𝐭𝐞́𝐥𝐞́-𝐞𝐧𝐪𝐮𝐞̂𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐬𝐨𝐧𝐝𝐚𝐠𝐞


✔️Avoir une bonne élocution et le goût du contact téléphonique
✔️Avoir une parfaite maîtrise de la langue française (orale et un niveau correct à l’écrit)
✔️Être curieux des phénomènes de société, autonome et rigoureux
✔️Être à l’aise avec l’outil informatique

👇🏽👇🏽👇🏽
https://www.clictune.com/jUw2

Salama  Urgent !! Mitady olona vonona hiasa mahafehy tsara pâtisserie sy cuisine.Mirary soa antsika rehetra.
18/03/2024

Salama

Urgent !!
Mitady olona vonona hiasa mahafehy tsara pâtisserie sy cuisine.

Mirary soa antsika rehetra.

Salama  Ity ary ilay efa nandrasan'ny maro.Société Fanilo mitady tanora monina ANTANANARIVO AVARADRANO - ANTANANARIVO AT...
16/02/2024

Salama
Ity ary ilay efa nandrasan'ny maro.

Société Fanilo mitady tanora monina ANTANANARIVO AVARADRANO - ANTANANARIVO ATSIMONDRANO.
Inona ilay asa ?
👉 Ho agent sur terrain.
Mila :
👉Mahay Mandresy lahatra
👉Mahay Mivarotra
👉Mahalala fomba
👉 Manana Androïd version 6 no miakatra
Ary
▶️▶️MAHALALA TSARA IREO DISTRIKA IREO◀️◀️

MP NY TOROLALA SY FANAZAVANA FANAMPINY.
ihany no andefaso mp.



Mirary soa.

Salama   Mitady olona vonona hiasa ho "agent-amin'ny société lehibe iray"  monina ao AMORON' I MANIA, monina na mahafant...
26/01/2024

Salama
Mitady olona vonona hiasa ho "agent-amin'ny société lehibe iray" monina ao AMORON' I MANIA, monina na mahafantatra tsara ireto fokotany ireto:
- IVATO
- AMBATOFINANDRAHANA
- TSARAFANDRY
- AMBALAMANANA
- ANDAKATANIKELY
- AMBATOMARINA
- AMPANETOANA

Olona vonona hiasa, vonona hampandroso ny fiarahamonina misy azy:
- Matotra
- Mahay Mandresy lahatra sy mahalala fomba tsara
- Manana finday Android

Zarao amin'ny namanao na olom-patatrao monina any amin'ireo toerana ireo sao hahasoa azy.
Mbola ho avy ny an'ny faritra sasany.
Mirary fahombiazana ho antsika rehetra.

Salama   Indro misy boky mety hahasoa anao izay mitady asa, tsy mahay manoratra lettre de motivation. Ho hainao tsara ny...
15/09/2023

Salama
Indro misy boky mety hahasoa anao izay mitady asa, tsy mahay manoratra lettre de motivation.
Ho hainao tsara ny hanao izany ary ho hainao ihany koa ny handresy lahatra ny orinasa hitadiavanao asa izay mifanaraka amin'ny marim-pahalalanao.
Inty no rohy (lien) hahafahanao misitraka izany: https://ouo.io/fcXoH2A

NB: raha misy olana amin'ny fakàna azy dia aza misalasala manontany.

Mbola ho betsaka ireo karazana boky sy vidéo hozaraina amin-tsika eto mba hahazoan-tsika mifanampy.
Mirary soa tompoko.


Salama  Ity indray misy lien https://www.clictune.com/iFxC (resaka trading fa robot no manao azy)Manao inscription ianao...
04/09/2023

Salama
Ity indray misy lien https://www.clictune.com/iFxC (resaka trading fa robot no manao azy)
Manao inscription ianao, rehefa vita dia miditra ao amin'ilay hoe "mine", captureo izay miseho eo dia andefaso message amin'ny WhatsApp ity numero ity +49 1521 4148227 hoe "je viens de m'inscrire" miaraka amin'ilay capture, rehefa vita izay dia mahazo 100$ ianao. Atorony eo ny fanaovana azy avy eo.
Rehefa vita ny 3 jours, izany hoe mahazo eo amin'ny 5$ farafahakeliny ianao dia manao dépôt 10$ ianao na mandefa ny lien anao amin'ny ankizy 30 eo dia afaka manao retrait. Afaka mitohy ihany koa ny trading ataon'ny robot anao.

Andramo sao mahasoa.
Mirary soa

Clictune. Earn money with your links

14/08/2023

Miarahaba
Indro misy lien nalefan'ny naman-tsika taty amin'ny groupe, tsy asa manahirana loatra fa mi-clic isaky ny 50sec sy isaky ny 5min dia misy vola kely azo.
Andeha hiara-hanandrana dia jerena hoe mety ve ilay izy sa tsia.
Mirary soa tompoko



Liens:
https://rumycoin.io/?ref=12880

Miarahaba  Azo iasana tsara sao mahasoa: 600000 ariary miadyPc HP: core i5, 4go de RAM.Batterie 2h d'autonomie (mahazaka...
09/07/2023

Miarahaba
Azo iasana tsara sao mahasoa: 600000 ariary miady
Pc HP: core i5, 4go de RAM.
Batterie 2h d'autonomie (mahazaka asa en ligne tsara) sao mahasoa

Mirary soa tompoko

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy mila miasa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share