Agence Fitia

Agence Fitia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Agence Fitia, Maid & Butler, Soavinimerina, Antananarivo.

Agence Fitia 💎
Mitady asa? 👩‍🍳 Sa mitady mpiasa? 🏠
Izahay no vahaolana ho anao amin'ny fitadiavana mpanampy trano sy mpanadio matihanina eto Antananarivo.
✨ Fahadiovana | Filaminana | Fitokisana ✨
📞 038 06 679 87

28/05/2026

📢 ASA TRANO KILASY MANDRY: MITADY OLONA MATOTRA! ✨
Ianao ve mitady asa raikitra sy toerana azo antoka? Ny Angence Fitia dia manampy anao hahita ny hoavinao! 🤝
🚀 ASA ATOLOTRA:
• Karazany: Asa trano (Ménage & Fikarakarana).
• Fomba fiasa: KILASY MANDRY IHANY (Logé).
🎯 IZA NO TADIAVINAY?
1. 🛡️ OLONA MATOTRA: Mahay manaja asa sy mahay miaina amin'ny mpampiasa.
2. 🆔 AMPY TAONA: Tsy maintsy manana Kara-panondro (CIN) mazava tsara.
3. 📄 ARA-DALÀNA: Manana taratasy mazava (Certificat de résidence sy ny taratasy ilaina).
⚠️ TSY MANDRAY OLONA TSY MATOTRA NA TSY ARA-DALÀNA IZAHAY.
🌟 NY TOMBONY AMINAY:
Satria masoivoho matotra ny Angence Fitia, dia miantoka ny fifandraisanao amin'ny mpampiasa izahay mba hiasa am-pitoniana ianao.
📥 TE HIASA?
Aza tara fa malalaka ny toerana!
👉 Andefaso MP (Message) avy hatrany izahay.
Angence Fitia: Ny fahadiovan'ny trano, ny fahombiazan'ny mpiasa! ❤️

Address

Soavinimerina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence Fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category