24/11/2020
Satria maro isika no mangataka hoe ahoana ny fanamboarana CV sy LM dia indro ary misy toroheritra kely:
- aza hadino fa ny CV sy ny LM no solotenanao voalohany any amin'ny orinasa zay handefasanao demande
Noho izany ny tena tsara indrindra dia personnaliser hatrany izy ireo.
Na ny loko, na ny forme, hatramin'ny Police hampiasana
Aza adino IANAO ny CV sy ny LM ka aza avela olon'kafa ny manao azy fa manantoana ny Mada Coaching Emploi ra mila fanampiana ianao